Other News

Voaroba ny volabe an-tapitrisa : Mpivady novelesin’ny fito lahy nisaron-tava tamin’ny “bois ronds”

Voa teo amin’ny lohany, taorian’ny daroka nataon’ireo olon-dratsy azy, ny raim-pianakiaviana iray sy ny vadiny, tao Verrerie, kaominina Toamasina, omaly maraina. Lasa ny vola 4 tapitrisa Ar. Jiolahy fito niditra an-keriny tao amin’ny tokantrano iray tao amin’ny fokontany Verrerie, kaominina Reni­vo­hitra Toamisana, omaly ma­raina tamin’ny 1 ora. Nitondra hazo « bois […]

Hetsika ara-panatanjahantena : Manasongadina ny federasionina

Tanterahina etsy amin’ny Kianja Barea, maharitra telo andro, ny fankalazana ny andiany fahefatra amin’ ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena sy ny « Salon national des sports ». Tonga nanokatra izany ta­min’ny fomba ofisialy, omaly, ny mpanolotsaina avo, ny Jly Zafitasondry Ranoelson Marcellin. Nambarany tamin’ny lahateny fa manampy be dia be amin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny filankevitry ny minisitra, ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, nankatoavin’ny fitondrana ny saran’ny fampitana mivantana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja baolina kitra «Mondial 2026». Fihaonana hatao any Canada sy Mexique ary Etazonia, ny 11 jona ka hatramin’ny 19 jolay ho avy izao. Nosokafana tamin’ny […]

Fifaninanana ao Allemagne: Nahatafiditra baolina ho azy i Bolo

Nisongadina ilay Malagasy mpilaravinahitra any Allemag­ne, i Kanto Fitiavana Voaha­ri­niaina na i Bolo, ny alarobia lasa teo, nandritra ny fihaonan’ny BFC Preussen, kliobany amin’izao fotoana sy ny Hertha­zehlendorf 03, ekipany teo aloha. Fifanandrinana tafiditra amin’ny andro faha-30, fifanintsanana Diviziona fahefatra any an-toerana. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 3 no ho […]