Other News

Sehatry ny jono: hitondra ny feon’ireo Nosy aty Afrika i Madagasikara

Voatendry ho mpitondra ny feon’ireo Nosy rehetra aty Afrika i Madagasikara. Nivoitra izany tamin’ny fihaonan’ireo firenena mikambana ao anatin’ny Vovonana SIDS/Pied ho an’ny jono sy toekarena manga. Hifarana anio, ao Nai­vasha Kenya, ny kongresy faharoa eo anivon’izany vovonana izany rehefa nanomboka afakomaly. Fi­haonan’ireo komity mpanantanteraka eo anivon’ny tam­bajotran’ny fampamokarana anaty […]

SOMBIM-BAOVAO

18 ireo mpanamory handray anjara amin’ny “Rallye des litchis”. Fifaninanana hatao ny sabotsy 16 novambra ho avy izao, karakarain’ny klioba AC 501. Dingana fahadimy amin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny familiana fiarakodia izy ity. Tsy ao anaty lisitra i Mathieu sy i A.T izay efa voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2024. Hizara roa […]

Asief nasionaly 2025 : tsy mandray anjara izay tsy manana “matricule”

Nandray fanapahan-kevitra hentitra mahakasika ny fitsipi-pifehezana eo anivon’ny Asief (Association sportive interministérielle pour L’en­tretien des fonctionnaires) ny biraon’ny Asief. Tsy afaka mandray anjara amin’ny Lalaon’ny mpiasam-panjakana intsony manomboka izao izay tsy manana laharana, “matricule”. Io no nambaran’ ny filohan’ny Asief, Andria­narison Jhon Love, omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny Fana­tanjahantena Mahamasina. Nohamafisiny […]

Barea de Madagascar : vonona handresy an’i Tunisie

Hifantoka ao amin’ny kianja Loftus Versfeld Stadium Pretoria, Afrika Atsimo, avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra rehetra, anio. Hotanterahina amin’ity alakamisy ity mantsy ny fihaonana miverina hikatrohan’ny Barea de Madagasca sy ny Aigle de Carthage Tunisie. Lalao tafiditra amin’ny andro fahadimy amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, hatao any […]