Other News

Basikety-“Africa Cup 3×3”: vonona amin’ny fandraisana i Madagasikara

Hotanterahina eto Madagasikara, ny 29 novambra hatramin’ny 1 desambra izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja basikety 3×3. Vonona amin’ny fandraisana i Madagasikara. Efa tomombana amin’ny ankapobeny ny fandraisan’i Madagasikara ny “Africa Cup 3×3”, izay higadona afaka tapa-bolana, araka ny tatitra nataon’ny Federasiona ma­lagasin’ny basikety […]

Lonilony : lehilahy voatondraka asidra

Notondrahan’ny tovolahy iray asidra ny zazavavy kely tokony ho 2 taona monina etsy Anosibe, afakomaly tokony ho tamin’ny 9 ora alina teo. Ni­ditra tampoka tao an-tokantranon’ ireto olona ireto izy ary nanondraka asidra avy hatrany ilay zaza, mbola nofahanana sa­kafo. Niaro azy ny rain’ilay zaza ka nitobaka tany aminy avokoa […]

Filoha nasionalin’ny MMM: “Tokony hahay haka lesona ny mpitondra”

Nitondra ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena, ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianarivelo Hajo. Notsia-hiviny fa maro ireo nilaza azy ho mafy teto. Tsy refesi-mandidy ary tompon’ny tanàna fa ratsy fiafara avokoa, araka ny nambarany. “Misy tsy mahay mandray lesona mihitsy ny eto amitsika…”, hoy izy. Nanteriny fa mila fandinihana sy fane­tren-tena […]

Fikirakirana sora-piankohonana: Hofanina ireo tomponandraikitra eto an-dRenivohitra

Tanterahina eny amin’ny Motel Anosy, nanomboka omaly hatramin’ny 15 novambra izao, ny fanamafisana ny fa­haiza-manaon’ireo tomponandraikitry ny sora-piankoho­nana eny anivon’ny boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra. Fiofanana karakarain’ny minisiteran’ny Fitsin­jaram-pahefana sy ny fanaja­rina ny tany, amin’ny alalan’ny « Institut national de la décentralisation et du développement local » (INDDL), tohanan’ny masoivohon’i […]

HCDDED : “Anisan’ny andrin’ny demokrasia ny fifidianana”

Notanterahina tany Fianarantsoa, tamin’ity herinandro ity, ny fihaonambe voalohany, ho an’ireo mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna (HCDDED). Nivoitra tamin’izany ny hiatrehina ny fifidianana ben’ny Tanàna. Niompana tamin’ny famelabelarana momba ny HCDDED sy ny fifidia­nana ny fihaonana. Notsindrin’ ny filohan’ity rafi-panjakana ity, Ranadialison Angelo, […]