Voafidy ho filohan’ny Fivondronamben’ny eveka eto Madagasikara na Conférence épiscopale de Madagascar (CEM) indray ny evekan’ny diosezin’i Morondava, ny Mgr Ralamboniaina Fabien, izay efa nitana izay andraikitra izay tamin’ny fotoam-piasana teo aloha. Tafiditra ao anatin’ny fivoriambe fanao isan-taonan’ ny CEM amin’izao fotoana izao ny fanavaozana ny birao maharitra, araka ny […]
Other News
Kandidà Harilala Ramanantsoa :”Tsy misy azo atao raha tsy miaraka amin’ny fitondrana”
“Resy lahatra aho fa tsy misy azo atao loatra, raha tsy miaraka ary mitovy fijery amin’ny fitondram-panjakana.” Io ny tenin’ny kandidà lah. 7, atolotry ny vondrona Irmar ho ben’ ny Tanàna, Antananarivo Renivohitra, tamin’ny vahoakan’i Soavimasoandro, boriborintany V, omaly. Mandeha haingana kokoa sy mahavita zavatra bebe kokoa ary indrindra tsy […]
Andriantsizehena Benja Urbain : “Tsy misy intsony ny fanajana ny etika matoa leo politika ny olona”
Mihamahazo vahana miandalana ny hoe tsy miankina amin’ny fanaovana politika amin’izao. Nahoana? Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny RPSD, Andriantsizehena Benja Urbain. ” Matoa ny olona miteny hoe leo mpanao politika, tsy misy intsony ny fanajana ny etika.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny tsy miankina mihamahazo vahana sy […]
TARATRY ny KANTO
“Tolo-tanana hoan’i Rira”. Haneho firaisankina amin’ny alalan’ny fampisehoana ireo mpanakanto maromaro. Hontotsaina ny zoma 15 novambra izao io, etsy amin’ny Le Glacier Analakely. Hatao hanampiana amin’ny fitsaboana an’i Rira ny vola azo. Ity farany izay mpanakanto avy any Mahajanga, tompon’ilay hira “Baban’i Roukia”, nalaza tany amin’ny taona 90 tany. Taorian’ny […]
“Nofy Maitso » andiany fahatelo : mivelatra amin’ny zavakanto hafa ny hetsika
Tanterahina nanomboka omaly hatramin’ny 17 novambra izao, any Toamasina, ny hetsika “Nofy Maitso- Festival de Slam poèsie et écologie”. Hetsika ara-javakanto natao hanentanana ny fikajiana sy fanarenana ny tontolo iainana izy ity. Hisy ny fifaninana ara-javakanto maro samihafa, toy ny « Slam poèsie », ny hira, ny dihy ary teatra. Mpiangaly ireo […]






