Taonan’ny fitetezam-paritra ny 2024, ho an’ny Reko Band. Tamin’ny faramparan’ny taon-dasa toy izao no nanambaran’izy ireo ny fandaharam-potoanan’ny “Reko Tour 2024”. Natao indrindra hanamarihana ny faha-5 taonan’ny tarika izy ity, izay azo lazaina fa nizotra tsara avokoa. Araka ny efa voafaritra mialoha, haka endrika seho goavambe ny famaranana, ka fantatra […]
Other News
« Hankalaza tokana Jobily roa » : 30 taona nanoratana, 25 taona naha Rado Ramaherison
Manohy hatrany ny lalany… Poeta nahavita nanoratra ny raki-piainany momba ny lalana nodiaviny teo amin’ny tontolon’ny soratra nanomboka ny taona 1994. Hisy vanim-potoana hankalazaina sy jobily ny amin’ireo. Resaka nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*) : « Hankalaza tokana Jobily roa ». Inona ny hevitra fonosin’io? Rado Ramaherison (-) : Hisy hetsika iray hanambatra vanim-potoana […]
VAOVAO TAMBATRA
Diso ny filazana fa hiakatra ny tahan’ny hetra alaina amin’ny karama sy ny vola miditra amin’izany (IRSA) ho an’ny taona 2025. Nanolo-kevitra ny ampiakatra ny taha ho 25% ho an’ireo manana karama ambony, ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) ny volana jolay teo saingy tsy nampihatra izany ny fitondram-panjakana Mpizahatany miisa 170 […]
Akora efa niasa : 30 niofana omba ny asa tanana maitso
Ao anatin’ny fandaharanasa Passat 4 ny fiaraha-miasan’ny ONG Welthungerhilfe (WHH) sy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA), vatsian’ny MBZ ara-bola. Ao anatin’izany ny fanofanana ho mpampiofana miisa 30 mianadahy avy eto amin’ny faritra Analamanga, Atsimo Andrefana ary Atsinanana. Avo lenta ny fiofanana, nandritra ny 4 andro, nanomboka ny […]
Telma-Smmec : fanapariahana ny vokatra M’Balik
Miaro ny tontolo iainana ny fampiasana ny angovo azo havaozina. Izay no nahatonga ny fiaraha-miasan’ny orinasa Telma sy ny sampandraharaha ara-bola madinika na Microfinance Smmec, hanaparitaka ny vokatra kojakoja angovo M’Balik ho an’ny daholobe. Mampiavaka ity fiaraha-miombon’antoka ity ny hanitarana ny fe-potoana handoavana tsikelikely ny saran’ny kojakoja ho 2 taona […]






