Other News

Magazay Cosmos Akoor Digue : fihenam-bidy hatramin’ny 75%

Nisokatra voalohany omaly maraina, ny sampana tranombarotra Cosmos eny amin’ny Akoor Digue Andohatapenaka. Magazay faha-7 eto Antananarivo manampy isa ny 11 any amin’ny faritra. Manome tombontsoa lehibe ho an’ny mpanjifa ny Cosmos Akoor Digue amin’izao fisokafany izao. Fihenam-bidy amin’ny entana maro, hatrany amin’ny 75%, hatramin’ny 10 novambra. Eo koa ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Nankatoavin’ny loholona ihany koa ny teti­kasa Fly-over Maki, omaly. Famatsiam-bola mitotaly 31,5 tapitrisa dolara, ka avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana aty Afrika (Badea) ny 28,5 tapitrisa dolara, raha avy amin’ny fanjakana malagasy ny 3 tapitrisa dolara. Efa lany teny amin’ny Antenimieram­pi­re­nena ity volavolan-dalàna ity, ny 5 novambra teo. […]

MTA-ONTM: miverina ny fiaraha-miasa amin’ny Corsair

Niverina niantoka ny zotra Antananarivo-Paris ny kaompania Corsair, ny jona 2023. Mifameno amin’ny tanjon’ny fanjakana malagasy hampiroboroboana ny fifamoivoizana ana habakabaka ny fisiany, sady hampitomboana ny mpizahatany sy mpandraharaha ihany koa. Natao, omaly, ny fi­fanarahana fiaraha-miombon’ antoka eo amin’ny minisiteran’ ny Fizahantany sy ny asa ta­nana (MTA) sy ny kaompania […]

« seer 2024 » : vahaolana ho an’ny fampiasana angovo azo havaozina

Loharanon-karena sy tombony ara-toekarena ny fampiasana ny angovo azo havaozina. Tafiditra amin’ny fisorohana ny olan’ny fahatapahan’ny herinaratra izany. Fanamby goavana eto Madagasikara ny fisitrahana herinaratra manerana ny Nosy. Fotoana iray hia­rahan’ireo mpisehatra rehetra sy hitondram-bahaolana ma­hakasika izany ny Salon de l’électricité, des énergies renouvelables et des hydrocarbures. Miditra amin’ny an­diany […]