« Am-pifaliana no ilazana aminareo fa tafajoro soa aman-tsara androany 13 novambra 2024 ny Sampana Havàtsa-Upem Canada », hoy i Hajaina Andrianasolo, filohan’ny Fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy. Araka ny tatitra nataony hatrany, voafidy ho filohan’ity sampana faha-12 eo anivon’ny Havàtsa-Upem ity i Lila Ratsifandrihamanana. I Bary Randresy no sekretera jeneraly. […]
Other News
“The Black Harvest Film Festival” : nisongadina ny horonantsarin’ i Luck Razanajaona
Mivelatra ary mambabo ny mpahay sy mpankafy horonantsary hatrany ny “Disco Afrika: une Histoire Malagasy” amin’ ireo toerana lalovany. Ankoatra ny lafiny teknika, anisan’ny mambabo ny mpijery ny vontoatin’ny horonantsary. Norombahin’i Luck Razanajaona ny « Honorable mention Prize » nandritra ny “The Black Harvest Film Festival” tanterahina any Chicago, Etazonia. Nanomboka ny […]
FANTINA sy FINTINA
Napetraka ho an’ny tombontsoan’ny vahoaka ny asa rehetra natao, araka ny nambaran’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, omaly, tao amin’ ny “Facebook”. Nambarany fa betsaka ny efa vita. “Maro koa ireo mbola tokony ho notohizan’ny mpandimby saingy ambony lavitra noho ny tombontsoan’ny vahoaka ny hambom-po politikan’ny mpitondra ka izao ny […]
Fitrotroana am-bavaka ny firenena : namaly ny antson’ny FFKM i Harilala R.
Notanterahina afakomaly tolakandro, teny amin’ny FJKM Andrianarivo Fahasoavana, ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fitondrana am-bavaka ny firenena sy ny hiatrehina ny fifidianana ben’ny Tanàna, indrindra ny eto Antananarivo Renivohitra. Anisan’ireo tonga namaly ny fanasana avy amin’ny FFKM ny kandidàn’ny Irmar, Ramanantsoa Harilala. Nanatrika ny fotoana sy niara-dia taminy ihany koa ireo […]
Vahaolana ifotony
Mbola maizimaizina be ihany ny tabilao ny amin’ny famahana tanteraka ny olana amin’ny famatsian-jiro sy rano? Eny, na tsy takona afenina aza ny ezaky ny tomponandraiki-panjakana isan-tsehatra amin’ny famahana olana. Vahaolana no ilaina fa tsy ny fampitsaharana na fampanginana ny fitarainan’ny vahoaka ny amin’izany. Zaza tsy mitomany tsy mahazo […]






