Wolfgang Amadeus Mozart, iray amin’ireo andrarezina amin’ny famoronana eo amin’ny tontolon’ny mozika klasika. Tao anatin’iny herinandro nivalona iny no nanatanterahin’ny Madagascar Orchestra seho «Nuit enchantée avec Mozart» ho famohazana indray ny sanganasany, tao amin’ny Le Grand café de la Gare (Salle de l’Horloge). Tao anatin’ny fizarana voalohany no niangalian-dry zareo […]
Other News
Fiderana Goavambe : nitondra hery vao ny TDL
Amin’ny ankapobeny, niompana tamin’ny fampahatsiahivana indray fa tsy irery ny olona tsirairay fa manana an’Andriamanitra ny seho « Fiderana Goavambe », notontosain’ny TDL, omaly, tetsy Antsahamanitra. Nitondra herim-panahy vaovao sy fankaherezana ho an’ny mpijery tonga teny an-toerana izy ireo. Saika nohirain-dry zareo rahateo ireo sanganasany mirakitra izany. Nanotrona ny True Direction Life […]
Kianja Barea Mahamasina : nanjakan’ny vazo miteny sy mozika mandona
Tontosa tetsy amin’ny toby fiantsonan’ny fiara, Kianja Barea Mahamasina, omaly, ny fampisehoana “Revy sy vazo mandona”. Hetsika nokarakarain’ny Be Mozik. Nitondrana ireo mozika mandona sy vazo miteny. Nifarimbona nanafana ny fampisehoana ireo mpanakanto maro samihafa, toa an-dry Samoela, Lôlô sy ny tariny, Rah-ckiky, Bebey sy Benny ary Nini. Hita teny […]
Aretina diabeta : mahatonga tsy fahatomombanana eo amin’ny vatana raha tsy voatsabo
Aretina mahazo vahana eto Madagasikara ny diabeta, nefa mbola maro ny tsy mahafantatra ny momba azy. Amin’ny ankapobeny, olona maherin’ny 50 na 60 taona ny tena maro voan’ ny aretina. Ankehitriny, efa mahazo ireo olona manodidina ny 30 taona izany, raha ny fanazavan’ny mpitsabo. Aretina mitaiza na toe-batana miseho amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny depiote Raholdina Naivo fa tsy ny fitondram-panjakana no hanapaka jiro sy rano na koa hampijaly vahoaka. “Resaka fifandaminana sy resaka teknika no mahatonga ny olana. Efa manao ny ezaka rehetra ny fitondram-panjakana”, hoy izy raha nizara vatsy tsinjo sy vary tsinjo, teny amin’ny Coliseum Antsonjombe, omaly. Nanao antso avo […]






