“Ny olom-pirenena tsirairay no manatona ny rantsamangaikan’ny Ceni eny amin’ny distrika, maka ny fanamarinana hoe tsy voasoratra ao anatin’ny lisi-pifidianana”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny resaben’ny mpanao politika sasany hoe hangalaram-bato ny fakana didy hitsivolana. Tsy hoe entina mifidy toy ny […]
Other News
Loza iray, loza roa…
Ny famatsian-jiro sy rano no tena manahirana ny vahoaka amin’izao? Loza iray, fa mahatonga loza hafa: roa, telo… Eo, ohatra, ny tsy fandriampahalemana. Tsy vitan’ny hoe tsy filaminana ihany no entin’ny fahatapahan-jiro lava sy matetika, eo koa ny fitaintainana amin’izany mety ho vokatry ny hetsika fanehoan’ny mponina ny tsy […]
Minisiteran’ny Fitsarana: horaisina ny fepetra ho an’ny mpitsara mihoa-pefy
Nanao fanambarana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana, amin’ny alalan’ny sekretera jeneraly, i Belalahy Hanitriniana. Niainga avy amin’ny toromariky ny minisitra Rakotomandimby Benjamin Alexis izany ka nampahatsiahivina ny vina sy ny tanjona. Nambarany tamin’izany fa hametraka ny mangarahara sy ny rariny ary ny fahamarinana ny eo anivon’ny minisitera, hananan’ny vahoaka ny […]
TSELATRA
Tafatsofoka tao ambany fiara ireo olona voadonana teny Ambohimiandra, omaly hariva. Ahina mafy ny fahasalaman’izy ireo raha ny vaovao voaray farany. Vokatry ny fandehana mafy no voalaza fa antony nahatonga ny loza. Azon’ny miaramila teny am-pelatanan’ireo malaso, ny faran’ny volana oktobra 2024 teo, ny zazakely nisy nangalatra tao Malitsy, kaominina […]
Teo am-panaovana fety: teratany vahiny voatsatoka antsy ny lamosiny
Nitrangana fanafihan-jiolahy nirongo fitaovam-piadiana tao amina tokantranona teratany vahiny iray manambady vehivavy teratany malagasy, tao amin’ny fokontany Sengaloka, kaominina sy distrikan’ Ambilobe, ny 2 novambra 2024 alina. Nahazo antso avy amin’ny sefo fokontany ao Sengaloka ny zandary momba ny fisian’ity trangana fanafi-hana mitam-piadiana ity. Voamarina tokoa ny fisian’izany nandritra ny […]






