Ohatra ny mivadika hafahafa indray ny tantara eto Madagasikara! Mahoraka tampoka teo ny olana diplaomatika amin’ny Nosy rahavavy. Samy manana ny filazany izay afaka milaza. Samy miteny izay te hiteny. Ny azo hamehezana azy nefa dia tsy azo tsinontsinoavina ny fiandrianam-pirenena na iza io na iza. Samy sarotiny amin’ny […]
Other News
Praiminisitra Ntsay Christian : “Fototra itondrana ny tany sy ny fanjakana ny demokrasia”
Manamafy ny lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, fa ny demokrasia ihany no fototra ahamari-pototra ny fanjakana. Nisaotra ny Pr Zafy Albert, rain’ny demokrasia izy noho izany. “Zavatra tsotra ny demokrasia: fanomezana ny olona jiaby fahalalahana miteny. Nefa kosa fanajana ny fanapahan-kevitry ny maro anisa. Izay no mibaiko ny fampandrosoana fototra itondrana […]
RN2 : lozam-piarakodia, olona iray maty
Nitrangana lozam-piarakodia namoizana ain’olona indray teny amin’ny lalam-pirenena faharoa (RN2), omaly tamin’ny 6 ora maraina. Taksiborosy iray avy aty Antananarivo hihazo an’i Toamasina no nifandona tamina fiara 4×4 iray. Tao amin’ny fokontany Ankatrokatroka Andrika, PK 88+60, no nitrangana ny loza. Vokany, olona iray maty raha iray hafa kosa naratra mafy, […]
Raiki-tahotra foana… : vehivavy voaendaka teo Ampefiloha
Mihorohoro tanteraka! Izay no azo ilazana ny renim-pianakaviana iray niharan’ny herisetran-jiolahy teny Ampefiloha, ny sabotsy maraina tamin’ny 9 ora. Teo amin’ny lalana mitsofoka mankany Anosy izy no nendahin’ny jiolahy. Araka ny fanazavan’ity renim-pianakaviana ity, variana nifampiresaka tamin’olona tao anaty finday izy sady mandeha ihany amin’iny lalana mihazo an’Anosy iny. Tampoka teo, […]
Andilamena : dahalo roa lahy maty voatifitra
Dahalo roa lavon’ny zandarimaria tao amin’ny fokontany Berorefo, kaominina Andilamena, ny alin’ny alahady 27 oktobra lasa teo. Naharay fampitam-baovao avy amin’ny tsara sitrapo ny mpitandro filaminana fa noroasin’ny dahalo ny omby ka mandalo ny tanàna ao Ambodifamelona izy ireo. Nanidy ny kizo ahina handosiran’ireo olon-dratsy avy hatrany ny zandary. Nitondra […]







