Other News

Tsy fahasalaman’ny saina : mety hiafara amin’ny famonoan-tena raha tsy voatsabo

Anisany mahatonga ny tsy fahasalaman’ ny saina ny herisetra ara-tsaina, ny tsindry amin’ny asa sahanina ary ny adin-tsaina mahazo ny olona iray. Man­jaka ny tranga antsoina hoe: “burn-out”, izay mety ha­hatonga fahaketrahana ara-tsaina sy famonoan-tena. Mbola vitsy ireo olona mahafantatra ny tsy fahasalaman’ny saina sy ny manodidina azy, raha eto […]

FANTINA sy FINTINA

Tafapetraka ny faran’ny herinandro teo, ny foiben’ny kandidà Ravalomanana Tojo ho an’ny boriborintany fahefatra, eny Namontana. Tonga teny an-toerana ny filoha nasionaly, Ravalomanana Marc, sy ny kandidà ary ireo depiote. Nambaran’ireo nandaha-teny fa kandidà vonona sy vanona ho amin’ny fitantanana ny Renivohitra ny kandidà Ravalomanana Tojo. Mitaky ny hamoahan’ny Ceni […]

Fepetra sy masontsivana : nampahafantatra ny ho ben’ny Tanàna ny TI-IM

Namoaka ireo fepetra sy masontsivana tokony ho fantatry ny olom-pirenena ka mendrika ny ho ben’ny Ta­nàna ny eo anivon’ny Trans­parency International – Ini­tiative Madagascar. Namba­ran’izy ireo, tamin’izany, fa tokony hofantarina tsara ireo ho kandidà. Azo antoka sy azo itokisana ireo mpiara-dia amin’ilay kandidà, araka ny fijerin’ny TI-IM. “Manana ny fahaiza-manao […]

Atrik’ady marolafy

  Miatrika ady i Madagasikara amin’izao? Voalohany sy lehibe ary tsy vaovao amin’izany ny ady amin’ny fahantrana. Saika miara-dalana amin’izany ary anisan’ny vokatr’izay fahantrana izay ny ady sasany hafa rehetra. Eo, ohatra, ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, ny ady amin’ny fidangan’ny vidim-piainana, ny ady amin’ny kolikoly… Manampy trotraka ny voka-dratsin’ny […]

Filoha Rajoelina: “Hiadiana manokana ny fakana an-keriny”

Nosalorana mariboninahitra ”Brevet de mérite” sy medaly ny filohan’ny Répoblika, Rajoelina Andry, nandritra ny lanonana ara-miaramila teny Iavoloha, afakomaly, amin’ny maha filoha faratampon’ny Foloalindahy azy. «Ankoatra ny fiadiana amin’ny asan-dahalo, anaovana iraka manokana fa hiady amin’ny fakana an-keriny isika. Eo koa ny fandravana ny tambajotra maro isan-karazany». Io ny hafatry […]