Nifantoka tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa ara-toekarena sy ara-barotra eo amin’i Madagasikara sy Frantsa ny dinika nifanaovan’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina (MIDSP), Raharimanjato Ny Riana Nampoina, sy ny masoivoho frantsay miasa eto Madagasikara, Arnaud Guillois, omaly. Voaresaka manokana tamin’izany ireo tetikasa goavana toy […]
Other News
Sehatra tsy miankina : Fitakiana hamerana ny karama farany ambany ho 360 000Ar
Andrasana amin’ity herinandro ity ny fanapahan-kevitry ny Fivondronan’ny orinasa eto Madagasikara (Gem) sy ny Fivondronan’ny Mpandraharaha malagasy (Fiv.mpa.ma) momba ny famerana ny karama farany ambany ho an’ny sehatra tsy miankina. Anatin’ny fifanakalozan-kevitra amin’izao fotoana ny sendikan’ny mpiasa sy ny solontenan’ny mpampiasa momba ny famerana ny karama farany ambany amin’ny fandraisana […]
FANTINA sy FINTINA
Ramboarivelo Andrianantenaina Jocelyn Willy no depiote ho an’́ny boriborintany fahatelo, Antananarivo Renivohitra, araka ny fanapahan’ny HCC, omaly. Anton’izany ny nanendrena ny solombavambahoaka teo aloha, Ralambomanana Feno, ho PDS Antananarivo Renivohitra, manomboka izao. Mila mitambatra ireo rehetra niara-nitolona mba tsy ho voazara noho ny tombontsoa, araka ny nambaran’ny mpikambana eo anivon’ny […]
MFM : “Tokony haroso ny fikaonandoham-pirenena”
“Maniry aho ny handrosoana amin’ny fikaonandoham-pirenena. Heverina fa tokony hanomboka amin’ny faramparan’ny volana mey izany”. Io ny fanehoan-kevitry ny mpiara-mitantana eo anivon’ny antoko MFM, Randrianirina Jean-Ignace, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Efa ela ny MFM no niteny hoe: maninona no atao mitarazoka toy izao ny fikaonandoham-pirenena? Misy olana ve, […]
Tafahoatra ny rapa-dango
Tena mahavariana ihany Ramalagasy. Tia mihinana amam-bolony loatra ka mora viraviraina. Azo lazaina ho fararanom-baovao ny eto amin’ny tanàna. Izay mivoaka avy any “babany” avokoa. Manodoka sy mahavelombolo ny zava-miseho, raha atao indray mitopy. Raha tsy mandinika lalina sy tia karokaroka aloha dia tena mihevitra hoe “milay ilay tanàna”, […]






