Notontosaina nandritra ny 3 andro izay nifarana ny alakamisy lasa teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja ady totohondry. Mpikatroka manodidina ny 200 no nandray anjara, izay maro be ny avy any amin’ny faritra no nifaninana. Tsy fandraisana anjara fotsiny anefa ny nataon’ireo mpikatroka avy […]
Other News
“Youth Connekt Africa Summit” 2025 : miady handray izany i Madagasikara
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tany Kigali, renivohitr’i Rwanda, ny hetsika ho an’ny tanora “Youth Connekt Africa Summit 2024”. Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana, nirotsaka hofidina amin’ireo firenena handray ny andiany manaraka, ny taona 2025, i Madagasikara. Mifaninana manao ady sisika koa ry zareo zambianina. Ankoatra izay, anisan’ireo […]
Tsipy kanetibe – «Mondial 2024»: vonona haka ny amboara ny Malagasy
Ao anatin’ny tsipika farany amin’ny fanomanana ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, hatao any Dijon, ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tsipy kanetibe. Vonona izy efatra mirahalahy handrombaka ny amboara. Nampahafantarina tamin’ ny fomba ofisialy tetsy amin’ny foibe toeran’ny Telma Madagasikara Andraharo, omaly, ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika […]
FANTINA sy FINTINA
Any Johannesbourg ny depiote Ratsiraka Sophie, miatrika ny fivorian’ny Commission permanente démocratisation, gouvernance et droits de l’homme, eo amin’ny parlemanta eo anivon’ny Sadc. Miompana amin’ny hanatsarana ny rafitra fanaraha-maso sy ny lalàna momba ny fanafoanana ny fanambadian’ny ankizy sy ny hiarovana azy ireo ny dinika amin’izany. Naneho ny alahelony ny […]
CENI : miantso ireo kandidà hiditra amin’ny TVM/RNM
Nanentana ireo kandidà ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina ny eo anivon’ny Ceni. Tokony hisitraka ilay roa minitra fidirana maimaimpoana ao amin’ny fahilatavi-pirenena, TVM, sy ny onjampeo nasionaly, RNM, izy ireo. Notsiahivin’ny Ceni fa efa amin’ny fiomanana amin’ny fampielezan-kevitra na “Precampagne” izao. “Efa nanomboka ny 14 oktobra hatramin’ ny 18 novambra, iray […]






