Diso ny filazana fa hiakatra ny tahan’ny hetra alaina amin’ny karama sy ny vola miditra amin’izany (IRSA) ho an’ny taona 2025. Nanolo-kevitra ny ampiakatra ny taha ho 25% ho an’ireo manana karama ambony, ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) ny volana jolay teo saingy tsy nampihatra izany ny fitondram-panjakana Mpizahatany miisa 170 […]
Other News
Akora efa niasa : 30 niofana omba ny asa tanana maitso
Ao anatin’ny fandaharanasa Passat 4 ny fiaraha-miasan’ny ONG Welthungerhilfe (WHH) sy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA), vatsian’ny MBZ ara-bola. Ao anatin’izany ny fanofanana ho mpampiofana miisa 30 mianadahy avy eto amin’ny faritra Analamanga, Atsimo Andrefana ary Atsinanana. Avo lenta ny fiofanana, nandritra ny 4 andro, nanomboka ny […]
Telma-Smmec : fanapariahana ny vokatra M’Balik
Miaro ny tontolo iainana ny fampiasana ny angovo azo havaozina. Izay no nahatonga ny fiaraha-miasan’ny orinasa Telma sy ny sampandraharaha ara-bola madinika na Microfinance Smmec, hanaparitaka ny vokatra kojakoja angovo M’Balik ho an’ny daholobe. Mampiavaka ity fiaraha-miombon’antoka ity ny hanitarana ny fe-potoana handoavana tsikelikely ny saran’ny kojakoja ho 2 taona […]
Olan’ny fandraharahana: Vitsy mpahalala ny orinasa, tsy voafehy ny fotodrafitrasa
Ilaina ny manovo traikefa sy fahalalana ahafahana mampiroborobo ny fandraharahana. Antoka ho fahombiazan’ny mpandraharaha iray ny fifehezana ny fotodrafitrasa sy ny hamantaran’ny rehetra ny orinasa tantaniny. Mandalo sedra goavana samihafa ny mpandraharaha sy ireo orinasa samihafa anatin’ny tontolo misy azy. «Ireo fotodrafitrasa tsy voafehy sy ireo orinasa tsy be mpahafantatra, […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanainga omaly, tetsy Ivato, hihazo any Afrika Atsimo, ny delegasionan’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Tsiahivina fa hiatrika ny lalao miverina amin’i Tunisie, any an-toerana, izy ireo. Fifanandrinana izay tafiditra amin’ny andro fahadimin’ny ady tapakila hiatrehana ny “Can 2025”, izay hatao any Maroc. Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny […]






