Other News

Tsy mikely soroka

  Mihazakazaka ny fitadiavana fiaraha-miasa amin’ny firenena ivelany, ankehitriny. Tsy mandry andro, tsy mandry alina ny filohan’ny Repoblika amin’ny fikarohana lalam-bola. Tsy mifidy mpiara-miombon’antoka intsony fa izay vonona ny hitondra ny anjara birikiny dia « tonga soa ». Tsy mihanona amin’ny mpamatsy vola mahazatra sy ny tandrefana intsony i Madagasikara fa manatona […]

Filoha Rajoelina : “Hanova an’i Madagasikara isika”

Nisy ny fifanakalozan’ny delegasiona avy amin’ny andrimpanjakana any Émirats Arabo Mitambatra sy ny governemanta malagasy, omaly. “Hanova an’i Madagasikara isika”, hoy ny filoha Rajoelina. “Hanova an’i Madaga­si­kara isika. Zava-dehibe izay. Manom­boka amin’ny minisitra izany. Eo koa ny mpitarika eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika”, hoy ny filoha Rajoelina Andry, omaly, teny […]

TSELATRA

Olona efatra notanana vonjimaika any am-ponja noho ny fanimbana fananan’olona sy fanakorontanana nandritra ny fitokonana nataon’ izy ireo teny Ambohipo, ny 21 oktobra lasa teo. Raha tsiahivina, nidina an-dalambe nandoro kodiarana sy nitora-bato mpitandro filaminana ny mponina teny an-toerana, tamin’io andro io, noho ny fanehoan’izy ireo ny fahatezerany manoloana ny tsy […]

Naman’ireo fito maty voatifitra : naiditra am-ponja ireo telo lahy azo sambo-belona

Naiditra am-ponja ao amin’ ny fonjaben’Ambalata­voa­hangy ireo jiolahy telo voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ ny fanafihana narahina halatra tao amin’ny distrikan’i Toa­ma­sina II, ny alatsinainy lasa teo. Naman’ireo jiolahy fito maty voa­tifitry ny zandary nandritra ny fifanjevoana tao an-toerana izy telo lahy ireto saingy tafaporitsaka. Nanao hazalambo azy ireo ny zandary […]