Other News

Voka-pifidianana any Etazonia : Tsy hanova ny fifandraisana diplaomatika

Voafidy ho filoha faha-47 an’i Etazonia ny kandida repoblikanina, Donald Trump. Tsy ampiova ny fifandraisana misy amin’i Madagasikara sy Eta­zonia izany. “Azo atokisana fa tsy hisy ny fiovana eo amin’ny fifandraisan’ny tany roa tonta”, hoy ny ambasadaoron’i Eta­zonia eto Madagasikara, Claire Annette Pierangelo, teny Ivandry, omaly. Nisy ny fanazavana ny […]

Angola sy Madagasikara : Mihamafy ny fiaraha-miasa

Mihamafy hatrany ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa eo amin’i Angola sy i Ma­dagasikara, indrindra taorian’ny fitsidihana ara-panjakana nataon’ny filoha tany Angola tamin’ny aogositra lasa teo. Fantatra izany tamin’ny nanoloran’ny ambasadaoron’i An­gola, Sem Rui Orlando Fer­reira De Ceita Da Silva Xavier, hisahana an’i Madagasikara ary honina sy hiasa atsy Afrika Atsimo, […]

Andrianjava Serge: « Misy ambadika ny fanaovana politika hoe tsy miankina »

Mihamahazo vahana ny hoe tsy miankina amin’ny fanaovana politika amin’ny fiatrehana fifidianana, ohatra. Nahoana? Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina izay mpikamban’ny vaomieran’ny fanorenana ifotony teo anivon’ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, Andrianjava Serge. Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny antoko politika mihavery hasina amin’ny fifidianana? Andrianjava Serge […]

TARATRY ny KANTO

« Tsiahy Elie Rajaonarison ». Hiompana amin’izay indray ny velakevitra hatao ao amin’ny Tranombo­kim-pirenena Anosy manaraka eo, ny alarobia 13 novambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Hitarika izany Rakotomavo Tsiky, mpanoratra sy mpikaroka, sy Ranoë, mpampianatra, mpanoratra, poeta ary mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra. Tafi­ditra hatrany anatin’ny fanamarihana ny […]

Lova Nantenaina : maneho ny horonantsariny ao Frantsa

Ao anaty fitetezam-paritra ao Frantsa ny horonantsary “Sitabaomba, chez les zebus francophones”, an’i Lova Nan­tenaina, amin’izao fotoana izao. Anisan’ izany ilay notanterahina omaly tao amin’ny Espace Saint Michel Paris, nandefasana ny horonantsary sy nanatanterahana tafa niarahana tamin’ity mpanatontosa ity. Tao anatin’izany no na­melabelarany ny hafatra tiany hampitaina amin’ity sanganasany ity. […]