Other News

Fanarenana ny soatoavina : miandry lalàna ny Malagasy

Miverimberina ny : « ratsy taiza ny zaza ankehitriny », « tsy mahavita ny andraikiny ny ray aman-dreny, manoloana ny fanabeazana ny taranany ho tonga olom-banona », sns. Satria, tsy mifanaraka intsony amin’ny soatoavina malagasy ny ataon’ny zaza sy ny tanora ary ny lehibe miaina izao vanim-potoana izao. Tahaka izany koa ny zava-mitranga eo amin’ny […]

Hosoka sy/na tsy ara-dalàna: tratra ireo nivarotra ny boky « Ny fiandohan’ny Malagasy »

Loharanom-bola tsy misy masonkarena ny fivarotana boky hosoka anaty tambajotran-tserasera. Lasibatra tamin’izany ny boky « Ny fiandohan’ny Malagasy », izay tsy natao amidy mihitsy. Tra-tehaky ny Vondron-kery manokana misahana ny ady amin’ny hosoka (BAP), ireo nivarotra ilay boky « Ny fiandohan’ny Mala­gasy » , araka ny fampitam-baovao nataon’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, tao amin’ny […]

Sôva sy ny vaky sôva: Kolontsaina mitantara sy mitsikera ny fiainam-bahoaka

Mozika sy gadona iray manana ny lanjany eny anivon’ny fiarahamonina ny sôva. Kolontsaina iray manana ny maha izy azy, indrindra eto amin’ny faritra Anala­man­ga izy io. Raha ny zava-misy, vitsy ny ma­hafantatra azy noho ny tsy fahampian’ny hetsika fampahafantarana izany eto amin’ny Nosy. Mitantara sy miventy an-kira ny fiainam-bahoaka misy […]

VAOVAO TAMBATRA

Voamarina fa hotazana mialoha sady hihena ny letisia amin’ity taona ity, araka ny fanadihadiana nataon’ny CTHT, ny faran’ny volana oktobra teo. Nambarany fa mitotaly 1560 ireo fototra letisia ka ao atsimon’i Toamasina ny 995 raha ao atsimon’ny faritra kosa ireo 565 hafa. Vinavinaina hotazana amin’ny herinandro izao ny vokatra. Mandray […]

Fihaonan’ny mpandraharaha sy mpamatsy vola: telo andro hifanakalozana ny « Fidima » andiany faha-6

Tanterahina eto Antana­narivo mandritra ny telo andro, ny 6 ka hatramin’ny 8 novambra ny «Forum Inter­national des investisseurs à Madagascar et en Afrique» (Fidima) andiany fahenina. Lohahevitra amin’ity taona ity ny fanafainganana ny rohivoaharan’ny teknolojia eto Ma­dagasikara, izay hifanakalo­zan’ireo matihanina samihafa mandritra ny hetsika. «Tan­jona ny hampifandray ireo mpandraharaha eto […]