Tsy misy ny vokatra fa mitotongana foana ny ekipan’ny 3FB rugby amin’izao fotoana ka takin’ireo mpilalao tranainy na ny eto an-toerana na ny any ivelany, ny hialan’ny mpanazatra sy ny mpitantana ankehitriny. Manoloana ny vokatra ratsy azon’ny 3FB taranja rugby, nivoaka tamin’ny fahanginany ireo mpilalao tranainy. Nihaona tamin’ny mpanao gazety, […]
Other News
Asa fandikan-teny : mahasarika ny mpianatra ny teny anglisy sy sinoa
Maro ny Malagasy mandranto fianarana mahakasika ny asan’ny mpandika teny. Ankoatra ny teny anglisy, maro no liana amin’ny teny sinoa “mandarin”. Tena efa anisan’ny be mpampiasa indrindra maneran-tany ny teny sinoa na “mandarin” aorian’ny teny anglisy. Mampiasa io ho fiteny ofisialy ny 67% na 715 tapitrisan’ny mponina mipetraka any amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Notanterahina omaly, teny amin’ny Foibe toeran’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny Anosy ny fivoriana voalohany ho fanomanana ny ny Fihaonana an-tampon’ny Filoham-panjakana sy ny Governemantan’ny Sadc, izay atao eto Madagasikara ny taona 2025. Nitarika izany ny delegasionina avy amin’ny Sadc, natrehan’ireo solontenan’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny malagasy. Nanatanteraka fitsidihina ara-pomba fanajana ny filohan’ny Antenimierandoholona malagasy, […]
MPANOLOTSAINA : manana fahefana hampiato ny ben’ny Tanàna
Tsy tokony hatao ambanin-javatra ny fifidianana mpanolotsain’ny Tanàna, izay iray lisitra amin’ny kandidà ben’ny Tanàna. “Manana fahefana hampitsahatra na hampiato ny ben’ny Tanàna amin’ny asany ny mpanolotsain’ny Tanàna eo amin’izay zava-mitranga amin’ny fitantanana ny kaominina”, hoy ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny fiatrehana fifidianana kaominaly. […]
Sahia maka andraikitra
Anatin’ny « ambiansy » ny fifidianana i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Efa mipetrapetraka avokoa ny paikadin’ny fampielezan-kevitra avy amin’ny ankolafin-kery rehetra na mpanohana, na mpanohitra fitondrana. Indrindra ny mahaleo tena tsy anaty antoko. Efa mahoraka ny adisisika mangingina, mitety tanàna. Manginy fotsiny ny fidinana an-dalambe mampahafantatra ny kandidà sy ny vinan’asany. […]






