Other News

Sôva sy ny vaky sôva: Kolontsaina mitantara sy mitsikera ny fiainam-bahoaka

Mozika sy gadona iray manana ny lanjany eny anivon’ny fiarahamonina ny sôva. Kolontsaina iray manana ny maha izy azy, indrindra eto amin’ny faritra Anala­man­ga izy io. Raha ny zava-misy, vitsy ny ma­hafantatra azy noho ny tsy fahampian’ny hetsika fampahafantarana izany eto amin’ny Nosy. Mitantara sy miventy an-kira ny fiainam-bahoaka misy […]

VAOVAO TAMBATRA

Voamarina fa hotazana mialoha sady hihena ny letisia amin’ity taona ity, araka ny fanadihadiana nataon’ny CTHT, ny faran’ny volana oktobra teo. Nambarany fa mitotaly 1560 ireo fototra letisia ka ao atsimon’i Toamasina ny 995 raha ao atsimon’ny faritra kosa ireo 565 hafa. Vinavinaina hotazana amin’ny herinandro izao ny vokatra. Mandray […]

Fihaonan’ny mpandraharaha sy mpamatsy vola: telo andro hifanakalozana ny « Fidima » andiany faha-6

Tanterahina eto Antana­narivo mandritra ny telo andro, ny 6 ka hatramin’ny 8 novambra ny «Forum Inter­national des investisseurs à Madagascar et en Afrique» (Fidima) andiany fahenina. Lohahevitra amin’ity taona ity ny fanafainganana ny rohivoaharan’ny teknolojia eto Ma­dagasikara, izay hifanakalo­zan’ireo matihanina samihafa mandritra ny hetsika. «Tan­jona ny hampifandray ireo mpandraharaha eto […]

Avo lenta

  Nivoaka ny voka-pifidianana any Etazonia. Niverina amin’ny toerany ny filoha teo aloha Donald Trump. Hanao ahoana ny ho fiantraikan’izay amin’ny jeopolitika maneran-tany? Iaraha-mahalala fa anisan’ny tsy nankasitraka ny adilahy miseho etsy sy eroa ny tenany. Nilaza moa izy tamin’ny fampielezan-kevitra nataony fa 24 ora monja aorian’ny fahalaniany dia hitsahatra […]

Fiaraha-miasa amin’i Chine : hatsangana ny tohodrano hamokatra herinaratra 64 MW any Ranomafana

Hanampy ny vokatra angovo azo havaozina ny tohodrano hatsangana any Ranomafana Fianarantsoa iarahana amin’i Chine. Hisy koa ny toby hamokatra herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro. Manohana ny fampiroboroboana ny sehatry ny angovo azo havaozina ny fanjakana sinoa. Nisy ny fihaonan’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Olivier Jean Baptiste, sy […]