Tratran’ny zandary tao amina raim-pianakaviana iray tao Andapanomby kaominina ambanivohitr’Ampanihy distrikan’i Mahabo, ny 6 novambra 2024 teo ny basy Kalachnikov iray. Araka ny tatitra nampitain’ny zandary, basy nampiasain’ireo dahalo nandritra ny fifandonana tamin’ny zandary tao amin’ny Faritra Menabe ity fitaovam-piadiana mahery vaika ity. Nahazo fampitam-baovao mialoha ny zandary momba ny […]
Other News
Maty tao an-tranon’ny sakaizany: lehilahy nihantona tamin’ny tadim-patalohany
Lehilahy iray no ahina ho nananton-tena, tao an-tranon’ny sakaizany teny Imerintsiatosika. Niezaka nanavotra azy ilay vehivavy sy ny mpiara-monina saingy tsy tana ny ainy. Tadim-patalohany ihany no nahafaty ny lehilahy iray. Nahina ho namono tena izy. Tao amin’ny fokontany Ambohimanarivo, kaominina Imeritsiatosika, distrikan’ Arivonimamo no nitrangan’ izany afakomaly, tokony ho […]
07 novambra 2024
Tir en l’air du 07 novembre 2024
Handball – IHF Trophy continental: les Akio réussissent un baroud d’honneur face à la Zambie
Une victoire pour l’honneur! Eliminée en match de poule, l’équipe nationale malgache des moins de 18 ans garçons, a réussi un baroud d’honneur pour son dernier match de classement de la phase finale de l’International Handball Federation (IHF) Trophy Afrique, hier à Addis-Abeba, en Ethiopie. Les protégés du coach Tsilavina […]






