Vita sonia ny zoma teo, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim) sy ny Agence BeCom ary ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM), ho an’ny fikarakarana ny hetsika voalohan’ny CEO Summit eto Madagasikara. Tanterahina eto Antananarivo, ny 5 sy 6 desambra, ny fihaonana antampony CEO Summit. Manodidina […]
Other News
Futsal-Mada 2024: nanao pao-droa ny Uscafoot,ekipan’ny CUA
Nifarana ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Kianja mitafon’ny Ankoay Ankorondrano, ny fifaninanana nasionaly, taranja baolina kitra anaty efi-trano Futsal. Nanjaka tanteraka ny ekipan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, na ny Uscafoot. Norombahan’izy ireo ny amboara sy ny lelavola 1 500 000 Ariary teo amin’ny sokajy U15 sy ny 2 tapitrisa Ariary […]
“Alley Hoop 3×3”: nanjakan’ny Ankoay ny fifaninanana
Nangotraka ny fifaninanana basikety 3×3 “Alley Hoop”, andiany faha-6, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Fifaninanana nokarakarain’ny RDJ ary niarahan’izy ireo niasa tamin’ny Federasiona malagasin’ny basikety. Tsy mbola lefy laza ny ekipam-pirenena Ankoay tamin’ity fifaninanana ity satria nanjaka tanteraka izy ireo, teo amin’ny sokajy nifaninanany. Ho an’ny […]
DAKA AN-JORONY: Aza ela fitono vomanga ê!
Aza ela fitono vomanga sao lavenona sisa arapaka. Sarin-teny ilazana fa tsy mahazo inoninona ny olona ela fanao zavatra. Betsaka ny azo hanamarinana izany, eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena. Voakasik’izany avokoa ny ankamaroan’ny taranja misy eto Madagasikara. Anisan’izany ny baolina kitra, raha tsy hilaza mpilalao tokony handrafitra ny Barea de Madagascara. […]
Handball – “IHF Trophy Cadet”: niondrika teo anatrehan’i Cameroun ny Akio de Madagascar
Ratsy fanombohana ny Akio de Madagascar, taranja handball, sokajy cadet, teo amin’ny fiadiana ny “IHF Trophy”. Resin’i Cameroun ry zalahy tao amin’ny vondrona “A” nisy azy. Faharesena mametraka ny Malagasy eo amin’ny laharana farany, ho an’ity sokajy ity. Faharesena avy hatrany no azon’ ny Akio de Madagascar, sokajy U18, teo […]






