Other News

Tetikasa « Mandroso »: hanatsarana ny fiasan’ ny ladoany

Mitohy ny fanavaozana ny fitantanan-draharaha ao amin’ ny fadintseranana malagasy. An­­i­san’izany ny tetikasa «Man­­droso», tohanan’ny Fia­raha-miasa amerikanina (Usaid) amin’ny alalan’ny fandaharanasam-pampandrosoana (Pnud), hanarahana ny fenitra iraisam-pirenena ny ladoany. Nomena ny teny filamatra hoe: «fanavaozana ma­na­raka ny toetrandro ny fadintseranana, hitondra fitomboana ara-toekarena». Tanjona ny fitantanana mangarahara, sa­ha­za ny rehetra. Miisa […]

Fibre’in: tolotra internet mora indrindra aty Afrika

Manome tolotra vaovao ho an’ny mpanjifa indray ny orinasa Telma. Sahaza ny daholobe sy ny olon-tsotra ny «Fibre’ in», ampiasana internet amin’ ny alalan’ny tambajotra «fibre optique» (F.O) amin’ny sarany mora, 49 000Ar, ahazoana tanjaka 100 GO isam-bolana. Notsorin’ny administratera tale jeneraly (ADG), Patrick Pisal Hamida, omaly, fa mora indrindra […]

Mpizahatany 1 tapitrisa: hiampy 11 500 ny efitrano fandraisam-bahiny

Tanjona ny hahatongavan’ny mpizahatany 1 000 000 amin’ny taona 2028. Mila homanina koa ny fotodrafitrasa, toy ny fampitomboana ny efitrano fandraisam-bahiny. Tanjona lehibe napetraky ny fanjakana, hotanterahin’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA), ny hisarihana mpizahatany miisa 1 tapitrisa amin’ny taona 2028. Misy ny paikady napetraka hanatrarana io tanjona io. […]

TARATRY ny KANTO

Hankalaza ny faha-35 taona nikorianan’ny peniny Ny Vetso. Ny alakamisy 24 oktobra, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy no hanatanterahana izany. Amin’io fotoana io koa no hanolorany amin’ny fomba ofisialy ilay boky « 365 andro tonga lafatra » ho tsangambaton’ny faha-35 taona. Hanafana sy handravaka ny hetsika […]