Mbola velona ary mametraka hatrany ny maha izy azy ny fikambanan’ireo Malagasy poeta sy mpanoratra. Mitohy hatrany ihany koa ny famelomana ny asa soratra sy fanohanana ireo mpanatalenta, anisan’izany izao famoahana boky izao. Tanterahina manomboka anio hatramin’ny 26 oktobra 2024, eny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny « Herinandron’ny Havàtsa –Upem 2024 ». Handravaka […]
Other News
Fihinanana siramamy be loatra : mampahazo aina ny homamiadana ao amin’ny vatana
Fahazaran’ny ankamaroan’ny olona amin’izao fotoana izao ny fihinanana siramamy. Mahasoa ny vatana izy io satria anisan’ny mamokatra angovo entin’ny vatana miasa. Anisan’ny mahatonga aretina homamiadana eo amin’ny vatana ihany koa anefa ny fihinanana azy be loatra. Nampidirina tao anatin’ny sakafon’ny olona tany Eoropa ny siramamy, taorian’ny taonjato faha-18. Akora fototra […]
FANTINA sy FINTINA
Nentin’ny FFKM am-bavaka ny fametrahana ny foiben-toeran’ny kandidà HVM ao Mahajanga, Rakotovao Rivo, ny alahady teo. Nivoitra fa natao hifaneraserana ny foibe ao amin’ny Quartier Manga sy ao Mahajangabe, ao amin’ny Magro. Niantso fifanomezan-tanana sy fanohanana ny kandidà tamin’izany. “Antsika jiaby Mahajanga”, hoy izy. Mitohy ny fitetezana ireo mpikambana ara-drazana […]
Jly Ravalomanana Richard: “Aoka hotandrovana hatrany ny fihavanana”
Notanterahina teny Ambohimanga, ny faran’ny herinandro teo, ny fametrahana ho filoham-boninahitry ny Mpianatra ambaratonga ambony, mpiasa, mpandraharaha, maintimolaly, avy amin’ny faritanin’Antananarivo miray (Mafami), ny Jly Ravalomanana Richard. Nambaran’ ny filohan’ny Antenimierandoholona fa tokony hanana toe-tsaina miabo sy mandala ny firaisankina hatrany ireo mpikambana. “Aoka hotandrovana hatrany ny fihavanana. Tokony hialana […]
Tia vao !
Niverina sa naverina ny marimarina kokoa ny hery manokana eny anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Raha nalaza « ratsy » tamin’ny ady toerana ny kolonely roa lahy, mpinamana, saingy nifamadika ny hery manokana na ny FIS tamin’ny tetezamita dia am-perinasa izany ny hery vonjy taitra manokana GFSI, izay efa nankalaza ny tsingerin-taonany […]






