Tanterahina rahampitso tolakandro, ao amin’ ny Petit Palais des Sports Mahamasina, ny fampisehoana iarahana amin’ny Rheg The Gang. Fampisehoana handrenesana gadona metaly rano iray izy ity. Ankoatra ny fampisehoana, fotoana ahitana voalohany ny rakikiran’ny tarika ihany koa. Anio, eny amin’ny Musée de la Photographie Anjohy, no ahitana ny velakevitra iresahana […]
Other News
AFT Andavamamba : hisy ny fampahafantarana ny «Betro Elektriky»
Tanterahina eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny 23 oktobra 2024, ny fampisehoana ny «Betro Elektriky» iarahana amin’ny ekipan’i Nazaria Tooj. Anisan’ny famokarana ao anatin’ny «Projet Dihy» izy ity. Tetikasan-javakanto ahitana dihy, hira, mapping ary horonantsary. Ireo karazan-javakanto ireo no natambatra ho iray ka nanome ny «Betro Elektriky». Anisan’ […]
ho an’ny tontolo miaina : hiaka-tsehatra ny dihy
Tanterahina anio, eny amin’ny Zone Zital Ankorondrano, ao anatin’ny fampirantiana «Antso ho an’ny tontolo miaina», ny fampisehoana dihy iarahana amin’ny Flow mouvement. Ahitana soradihy maneho ny fitarainan’ireo zavaboahary mahakasika ny fahasimban’ny tontolo iainana ny hetsika. Tanjona ny hampahatonga saina ny olona mahakasika ny fahasimban’ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny zavakanto. Tena […]
Fetin’ny Repoblika : hisy velakevitra arahina seho hataon’ny Kolontsaina Mainty
Mandray andraikitra amin’ny fiainam-pirenena ihany koa ny mpanakanto. Ho tohin’ireo hetsika efa fanaony, hankalaza ny andron’ny 14 oktobra, « Fetin’ny Repoblika », ireo mpanao rap mivondrona ao amin’ny Kolontsaina Mainty. «Eh, avia aloha manabokona atidoha, fa ny fahantrana ara-tsaina, hoy aho, mitarika ny fahantrana ara-bola ihany koa a». Fanentanana nataon’i Bolo na Ra-Loob […]
FANTINA sy FINTINA
Hentitra ny depiote Raholdina Naivo. “Voaroaka tsy ho TGV intsony ireo mpikambana eo anivon’ny antoko ka tsy manohana ny kandidàn’ny Irmar, Ramanantsoa Harilala”, hoy izy tao amin’ny fahitalavitra iray. Nohitsiny fa tsy tokony hiseho intsony ny fiverenana eo anivon’ny vovonana aorian’ny fifidianana. “Tsy misy toerana ho an’ny mpikarama an’ady aty”, […]






