Nanomboka omaly hatramin’ny 13 oktobra ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny hetsika « Salon de l’auto », karakarain’ny Vondrona mpanafatra sy mpivarotra fiara eto Madagasikara (GCAM). Miisa 10 ny mpikambana ao aminy, ary 25 ny mpampiranty, ahitana mpivarotra fiara amin’ny ankapobeny, kamiao, fiara vaventy enti-miasa, moto, kojakoja, vokatra ilain’ny fiara, […]
Other News
DAB-SG : afaka hakana vola amin’ny Orange money
Azo atao manomboka izao ny misintona vola Orange money eny amin’ny « Distributeur automatique de billet » (Dab) ny Société Générale (SG) manerana ny Nosy. Mitovy sarany toy ny eny amin’ny Cash point ny fanaovana izany. Tombony ny hahafahana misintona vola amin’ny fotoana rehetra eny amin’ireo Dab 139 ny SG tsy ampiasana […]
Olan’ny rano : nandroso vahaolana ny fitondram-panjakana
Efa ao anatin’ny fitadiavam-bahaolana entina mamaly ny filan’ny vahoaka sy mamaha ireo olana misy ankehitriny ny fitondram-panjakana. Anisan’izany izao vahaolana fohy ezaka tanterahina izao. Efa niatrana teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, nanomboka omaly, ireo fiarabe hitatitra rano ho amin’ny ireo « Bonbonnes », izay efa miparitaka manerana ny tanànan’Antananarivo. Anisan’ny fepetra noraisina nandritra […]
TARATRY ny KANTO
Tontosa omaly, teny amin’ny Fara West Faravohitra, ny atrikasa mahakasika ny Jazz, niarahana tamin’i Stewy Von Wattenwyl, Isabella Bleisch ary Sarafina. Anisan’ny nisongadina tamin’izany ny fampivelarana ny fahaiza-manaon’ireo Malagasy mpiangaly ny gadona Jazz. Tontosaina anio, eny amin’ny ADMC- Craam Ankatso, ny “Slam à l’Université”. Hetsika karakarain’ ny fikambanana Madagaslam section Tanà […]
« Festival Madajazzcar »: hiavaka ny seho eny amin’ny Tamboho, anio
Tanterahina anio hariva, eny amin’ny Tamboho Radison Ambodivona, ny “Duo Samy Andriamanoro & Gerard Ratsimiseta” sy ny seho an-tsehatra iarahana amin’ny MalagaSwiss Jazz United. Samy Andriamanoro sy Gerard Ratsimiseta no hanokatra ny sehatra ary handimby azy ireo, aorian’izay, ny MalagaSwiss Jazz United. Anisan’ny ho hita mandritra ity fampisehoana ity ny […]






