Fampisehoana anisan’ny nandrasan’ny maro, indrindra ireo mpankafy Dadju sy Tayc, ny « Concert Héritage ». Raha tsiahivina, efa samy nanao fampisehoana teto Madagasikara ireto Frantsay mpanakanto mpanao rap ireto no izao hiray sehatra ao amin’ny Kianja Barea izao indray. Tanterahina anio hariva, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny « Concert Héritage », fampisehoana iarahana […]
Other News
Pola: nofoanana ny fifaninanana
Nisy ny fanambarana nataon’i Véronique Tadjo, izay filohan’ny mpitsara, ny 9 oktobra 2024, mahakasika ny tsy hisian’ny « Prix Oranges du Livre d’Afrique » (Pola) intsony. Izy izay namoaka izao fanambarana izao, taorian’ny nahazoany fanazavana avy amin’i Hafilda Genfound, solontenan’ ny Fondation Orange. « Hifantoka kokoa amin’ny fanabeazana sy ny sekoly ny Orange […]
« Prix Ivoire 2024 »: niatrika ny dingan’ny famaranana ny «Za koa »
Tontosa omaly, tany Cote d’Ivoire, ny dingana famaranana, “Prix Ivoire” andiany faha-16. Boky nosoratana Afrikanina miisa dimy no niatrika izany dingan’ny famaranana izany. Anisany i Hary Rabary, niaraka tamin’ilay boky nosoratany “Za koa”. Ny boky “Malentendues”, nosoratan’i Azza Filali no nandrombaka ny amboara tamin’ity andiany ity. Anisan’ny tanjona ny hampivelarana […]
Mena Manankasina: « Iray ihany ny lohataona ary misy fotoana voafaritra… »
Mpandala ny nentin-drazana sy ny fomba malagasy, nandalina ny fanandroana amin’ny endriny rehetra ihany koa i Mena Manankasina. Mitondra fanazavana mahakasika ny « lohataona », izay nampisy resabe tato ho ato indray izy. Resadresaka manokana. Gazety Taratra (*):Maro ireo fanina sy tsy naharaka tamin’ilay hetsika « Lohataona: taombaovao malagasy » tontosa teo. Mety tsy […]
SOMBIM-BAOVAO
Nirarandraraka tanteraka ny baolina maty nandritra ny fifanandrinan’ny FC Melaky sy ny Ma II Mi Betsiboka. Nomontsanin’ny mpilalaon’i Melaky, 14 no ho 0, ry zareo avy atsy Betsiboka, omaly. Marihina fa ity fifanandrinana ity, tafiditra amin’ny andro fahadimin’ny fifaninanam-pirenena, sokajy vehivavy. Hotanterahina anio, ny andro fahatelon’ny fifanintsanana iraisam-pirenena amin’ny taranja […]






