Hanomboka afaka herinandro ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A “Elites 8”, taranja basikety. Fifaninanana hatao eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Araka ny fantatra, hiatrika ny “Road to Bal 2025”, izay ekipa tompondaka eo amin’ny sokajy lehilahy, mandritra ity dingana farany amin’ny N1A ity. Eo amin’ny fandaharam-potoana kosa, efa fantatra […]
Other News
«D2 Nationale» : nisaraka ady sahala ny FCA sy ny FC Avenir
Nitohy omaly ny andro faharoa amin’ny lalao mandroson’ ny “Poule des As” hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “World Cola League Des Champions D2 Nationale”. Teny amin’ny Kianjan’Ambohidratrimo, nisaraka ady sahala 2 no ho 2 ny FCA Ilakaka sy ny FC Avenir Anosy. Lalaon’ny samy nandresy ny an’ny […]
Rugby- Fanomanana ny « WXV III »: nomen’i Kenya lesona ny Makis Ladies
Nomontsanin’ny Lionesses Kenya, tamin’ny isa mavesatra 63 no ho 19, ny Makis Ladies de Madagascar, omaly, tany Nairobi Kenya. Miandry an’i Madagasikara any Dubaï ny ekipa nasionaly espaniola. Notontosaina omaly, tao Nairobi, ny fihaonan’i Madagasikara sy Kenya. Lalao hanomanana ny fifaninanana iraisam-pirenena “WXV III”, izay hatao any Dubaï, ny 27 […]
“Plateforme Moozik” : hivelatra amin’ny hira sy mpanakanto vahiny
Vokatra iray nitera-bokatsoa ho an’ireo eo amin’ny sehatry ny mozika malagasy ny Moozik. Hisy ny fivelarana amin’ireo hira sy mozika vahiny. Omaly, nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nataon’ny tomponandraikitra maro samihafa, ahitana ny avy eo anivon’ny orinasa Manoova sy ny Universal Music ary ireo mpanohana maro samihafa mahakasika […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsidika ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, afakomaly, ny ambasadaoron’i Soisa, Sem Rolf Stadler, niaraka tamin’ny mpiara-miasa aminy. Voaresaka ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fitsarana eo amin’ny firenena roa. Nilaza ny fahavononana amin’ny fitohizan’ny fiaraha-miasa ny vahiny. Nidina ifotony tany amin’ny faritra Melaky, afakomaly, […]






