Sosona iray ao anatin’ny Stratosfera ny sosona ozôna. Mitana anjara asa lehibe amin’ny fiarovana ny zavamananaina rehetra ety ambonin’ ny tany izy io satria manivana sy manohana ireo tara-masoandro manimba, antsoina hoe Ultra-Violet B (UVB), tsy hipaka mivantana amin’ny tontolo miaina ety ambonin’ny tany. Anisan’ny mitarika ny fahapotehany ny singa […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Nainako, etsy amin’ny No Comment Bar Isoraka. Hitondra ny mozika nentim-paharazana nasiam-panavaozana, avy any amin’iny tapany atsimo iny ry zalahy, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Andran-tsira sahady, satria anisan’ireo tarika voafidy handray anjara amin’ny “Angaredona Mozika Festival” ihany koa ry Nainako. Hotanterahina etsy amin’ny Karibotel Analakely, ny “Soirée hommage […]
« Antson’ny tontolo miaina »: hiompana amin’ny « Ravorona II »
Manomboka ny 28 septambra ka hatramin’ny 17 oktobra izao, eny amin’ny Zone Zital Ankorondrano, ny andiany faharoa amin’ny « Antson’ny tontolo miaina ». Hiompana amin’ny « Ravorona… » ny lohahevitra. Amin’ ny ankapobeny, manome lanja ny fifamatoran’ny tontolo iainana sy ny kolontsaina ity hetsika ity. Antony nisafidianana an-d« Ravorona… », noho izy afaka mampitohy ireo […]
“Miss Madagascar 2024”: efa fantatra ireo mpitsara
I Miharisoa Sarah no filohan’ny komity mpitsara. Anisan’ ireo mpitsara sady “coach” kosa Rabeharinirina Manjato Lalasoa, Ramarobandro Michou ary ireo mpikambana ao amin’ny komity Miss Madagascar. Izy ireo, araka izany, no hisafidy amin’ireo tovovavy avy amin’ireo faritra 19 handray anjara amin’ny lanonam-pamaranana ny 28 septambra izao, eny amin’ny Canal Olympia […]
Fampianarana, zavakanto sy haisoratra : nodimandry ny Pr. Serge Henri Rodin, na i Korb
Very olobe iray ny tontolon’ny fampianarana ambony, ny hiasoratra, ny zavakanto ary ny kolontsaina. Nodimandry mantsy ny profesora Serge Henri Rodin. Andro manjombona indray… Nampahafantatra ireo akaiky azy fa nodimandry ny alin’ny talata hifohy alarobia teo ny profesora Serge Henri Rodin. Misaona, araka izany, ny tontolon’ny fampianarana ambony, ny kolontsaina, […]






