Nitsidika ny Rovan’i Madagasikara ireo Loholona frantsay, avy amin’ny delegasionin’ny Antenimerandoholona frantsay, ao amin’ny vondrona “finamanana Frantsa-Madagasikara sy firenena aty amin’ny faritry ny Oseana Indianina”. Nahalala bebe kokoa ny tantaran’i Madagasikara, indrindra ireo mifamatotra amin’i Frantsa, izy ireo taorian’izay. Erick Manana sy i Dama: Hisy seho eto Antananarivo amin’ny desambra. […]
Other News
Kolontsaina, zavakanto… : midina ny fari-pahalalan’ny Malagasy
Tany amin’ny taona 1940 – 1950 -1960 -1970 – 1980, hain’ ny Malagasy ny nanavaka ny ratsy sy ny tsara, ny mety sy ny tsy mety, ny sahaza sy ny tsy sahaza azy teo amin’ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto… Niainga teo amin’ny taona 2000, nanomboka tazana mijotso andro aman’alina […]
« Nofy maitso » : mitaona ny olona hikajy ny tontolo iainana
Hotanterahina ny 11 hatramin’ny 17 novambra 2024, any Toamasina, ny “Nofy maitso- festival Slam poésie et écologie», andiany fahatelo. Tanora mpiangaly ny Slam miisa roa isaky ny faritany no handray anjara amin’ny fifaninanana. Miisa efatra ny lohahevitra hifaninanan’izy ireo ao anatin’izany. Ankoatra izay, hisy koa ny fanentanana sy fampisehoana. Tanjona […]
Seho goavana etsy Mahamasina : hanome sehatra ireo tanora malagasy i Dadju sy i Tayc
Tsy handalo fotsiny…Hametraka tantara ho an’ireo mpankafy azy eto Madagasikara i Dadju sy i Tayc, mandritra ny seho iarahan’izy ireo etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. 11 oktobra. Io ilay daty lehibe ho an’ny mpankafy an’i Dadju sy i Tayc eto Madagasikara. Efa sasa-miandry daholo rahateo ny ankamaroany, raha tarafina amin’ny […]
Huitre sy tekateka: hitsaboana ny aretina tsy ahitam-panafana
Vokatra iray be mpanjifa sy be mpitia ny huitre sy tekateka, raha ny zava-misy eto amin’ny Nosy. Ataon’ny olona kalsioma sy hitsaboana aretina ny tena ihinanana izany. Anisan’ny hazandranomasina iray misy eto Madagasikara ny huitre sy tekateka. Efa nanjifa izany tao anatin’ny taona maro ny vahoaka malagasy. “Miha mitombo kosa […]






