Other News
Tetikasa Jumelage : Fanatsarana ny vokatra fanondrana
Nisy atrikasa nifampizarana ny fivoaran’ny asa vitan’ny tetikasa «Jumelage Frantsay-Italiana-Malagasy», ny 12 septambra teo, nandritra ny Foaran’ny famokarana (FIA), andiany fahenina teny amin’ny Parc expos Forello Tanjombato. Miahy azy ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), vatsian’ny Vondrona eoropeanina (UE) vola. Misy sokajin’asa 5 lehibe anatiny, hanatrarana ny tanjona, ny […]
Ambohidratrimo : nandrotsaka kandidà ny Zam
Nanatitra ny antontan-taratasiny teny amin’ny biraon’ny Ovec Ambohidratrimo, omaly maraina, ny kandidà tsy miankina, Rabary Hery, filohan’ny Zanak’Ambohidratrimo miray (Zam). Izy no voalohany fantatra fa hilatsaka ho ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina Ambohidratrimo. Nilaza ny filohan’ny Ovec eny an-toerana, fa mitazona ny datin’ny 19 septambra ny Ceni Ambohidratrimo hatreto. Nambaran’ny […]
Nandriaka ny ra : Moto nifandona, roa lahy indray maty
Maty tsy tra-drano ireo roa lahy nandeha moto nifandona tao Ampihaviana Antsirabe, afakomaly alina. Mafy ny fifandonana ka samy niara-namoy ny ainy ireo mpitondra moto… Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tao Ampihaviana Antsirabe, afakomaly alina. Moto roa nifandona. Maty tsy tra-drano ireo mpitondra moto roa lahy. Araka ny tatitra nampitain’ny zandary, moto […]
VAOVAO TAMBATRA
307 000 taonina isan-taona ny filana trondro eto Madagasika saingy mbola tsy mihoatra ny 142 000 taonina ny vokatra azontsika. Manome tohana ho fampakarana ny vokatra ny minisitera amin’ny alalan’ny fampiofanana sy fanampiana ny akora ilaina ka nampitombo ny isan’ny mpiompy trondro ho 30 800. Haingam-pitombo sy mora lehibe ireo karazan’omby Montbéliard nampirantiana […]







