Hotanterahina ny alahady 22 septambra ho avy izao, eny amin’ny Circuit international de karting Imerintsiatosika, ny fifaninanam-pirenena amin’ny hafainganam-pandeha “Rotax 125 cc”. Fihaonana karakarain’ny klioba Serana Racing Kart. Misokatra ho an’ireo mpanamory manana kara-pilalaovana ara-dalàna karting avy amin’ny federasiona sport-auto malagasy (FSAM). Hisy sokajy telo ny mpifaninana amin’ity dia ny […]
Other News
Rugby – « WXV III »: notoloran’ny vadin’ny filoha vatsin-dalana ny Makis Ladies
Nanainga tetsy Ivato, omaly, ho any Kenya sy Dubaï, ny delegasionin’ny Makis Ladies. Hiatrika lalao goavana any an-toerana izy ireo. Mialoha izany, noraisin’ny vadin’ny filoham-pirenena ry zareo, omaly, tetsy Ambohitsorohitra. Nanainga omaly, ho any Kenya sy Dubaï, ny Makis Ladies, mpilalao ny taranja rugby, vehivavy. Mialoha ny nandehanany, noraisin’i Mialy […]
TARATRY ny KANTO
Nitsidika ny Rovan’i Madagasikara ireo Loholona frantsay, avy amin’ny delegasionin’ny Antenimerandoholona frantsay, ao amin’ny vondrona “finamanana Frantsa-Madagasikara sy firenena aty amin’ny faritry ny Oseana Indianina”. Nahalala bebe kokoa ny tantaran’i Madagasikara, indrindra ireo mifamatotra amin’i Frantsa, izy ireo taorian’izay. Erick Manana sy i Dama: Hisy seho eto Antananarivo amin’ny desambra. […]
Kolontsaina, zavakanto… : midina ny fari-pahalalan’ny Malagasy
Tany amin’ny taona 1940 – 1950 -1960 -1970 – 1980, hain’ ny Malagasy ny nanavaka ny ratsy sy ny tsara, ny mety sy ny tsy mety, ny sahaza sy ny tsy sahaza azy teo amin’ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto… Niainga teo amin’ny taona 2000, nanomboka tazana mijotso andro aman’alina […]
« Nofy maitso » : mitaona ny olona hikajy ny tontolo iainana
Hotanterahina ny 11 hatramin’ny 17 novambra 2024, any Toamasina, ny “Nofy maitso- festival Slam poésie et écologie», andiany fahatelo. Tanora mpiangaly ny Slam miisa roa isaky ny faritany no handray anjara amin’ny fifaninanana. Miisa efatra ny lohahevitra hifaninanan’izy ireo ao anatin’izany. Ankoatra izay, hisy koa ny fanentanana sy fampisehoana. Tanjona […]







