Tsy handalo fotsiny…Hametraka tantara ho an’ireo mpankafy azy eto Madagasikara i Dadju sy i Tayc, mandritra ny seho iarahan’izy ireo etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. 11 oktobra. Io ilay daty lehibe ho an’ny mpankafy an’i Dadju sy i Tayc eto Madagasikara. Efa sasa-miandry daholo rahateo ny ankamaroany, raha tarafina amin’ny […]
Other News
Huitre sy tekateka: hitsaboana ny aretina tsy ahitam-panafana
Vokatra iray be mpanjifa sy be mpitia ny huitre sy tekateka, raha ny zava-misy eto amin’ny Nosy. Ataon’ny olona kalsioma sy hitsaboana aretina ny tena ihinanana izany. Anisan’ny hazandranomasina iray misy eto Madagasikara ny huitre sy tekateka. Efa nanjifa izany tao anatin’ny taona maro ny vahoaka malagasy. “Miha mitombo kosa […]
FANTINA sy FINTINA
Nihaona tamin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, tetsy Anosy, omaly, ny ambasadaoron’ny Repoblika arabon’i Egypta, Rabab Saïd Abdou Abdelhadi. Voaresaka tamin’izany ny amin’ny fiaraha-miasan’ny firenena roa tonta. Eo koa ny amin’ny fifanohanana amin’ny fifidianana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izay andraisana anjara. Nambaran’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, i Mara […]
« Africa 50 » : hahazo tombony manokana i Madagasikara
Hotanterahina ny 19 sy 20 septambra 2024, eny amin’ny Centre de conférence internationale (CCI) Ivato, ny fivoriamben’ny “Africa 50”. Firenena 31, avy eto Afrika, miaraka amin’ireo mpamatsy vola sy mpanatanteraka tetikasa ary mpanapa-kevitra, eo amin’ny sehatra maro no handray anjara amin’izany. Mandritra ity fivoriana iraisam-pirenena ity no hihaonan’ny tolotra sy […]
Varimbarian’ny lavitra isika
Izao vao azo lazaina fa tafaverina tanteraka eo amin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena i Madagasikara. Tafapetraka ny maha izy azy ilay Malagasy. Tsy mitsahatra misokatra ho antsika ny varavaramben’ilay manontolo lehibe iray antsoina hoe « izao tontolo izao ». Manao ranolava ny fahatongavan’ny masoivoho vahiny. Tsy tambo isaina ny fitsidihan’ny vahiny […]







