Other News

Fiovaovan’ny toetr’andro : natsangana ny fandaharanasa Global Shield against Climate Risks

Hitondra vahaolana ho fanampiana sy fanohanana ireo vondrom-piaraha-monina marefo manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro ny Global Shield. Nisy ny atrikasa nandritra ny roa andro nametrahana ireo tanjona apetraka. Tapitra omaly, ny atrikasa fampahafantarana ny fan­daharanasa «Global Shield against Climate Risks», fiaraha-miasa iraisam-pirenena ahitana ireo firenena mandroso mivondrona ao anatin’ny G7 sy […]

Ankerana : tratra ireo nanafika mpamongady

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Analamahitsy (CSP8) teny Anosizato sy Andraisoro, afakomaly, ireo jiolahy efatra tompon’antoka tamina fanafihana tranona mpamongady iray eny Ankerana Ankandindramamy ny 17 septambra 2024 teo. Taorian’ny fikarohana nataon’ny polisy, tratra teny Andraisoro ny roa tamin’ireo jiolahy raha teny Anosizato kosa ny roa hafa, afakomaly. […]

Fakana an-keriny: hiakatra fampanoavana ny depiote Zozo

Hiakatra fampanoavana, anio, ilay raharaha fakana an-keriny tao Tsaratanana nahavoasaringotra ny depiote teo aloha, Ratsimanosika Alex­andre (Zozo), sy ireo olona efatra nosamborina niaraka taminy. Isan’ireo voasambotra niaraka taminy ny mpiambina azy sy ny rahalahiny ary olona roa hafa. Dimy izy ireo, araka izany, no hiatrika ny fampanoavana. Ny alakamisy 19 […]

Mahajanga : mpamaky trano roa lahy voasambotra

Tratran’ny polisy nanao fisafoana ny mpamaky tra­no roa lahy avy nanao ny asa ratsiny tao amin’ny faritra La Corniche, ny alin’ny 23 septambra teo, tamin’ny misasak’alina. Nilanja fahitalavitra nandritra ny andro maizina tamin’io fotoana io ny lehilahy iray. Nifanena tamin’ny polisin’ny UIR, nandositra avy hatrany izy. Nanaraka azy ny mpitandro […]

Nidaroka am-badiny: vazaha lehilahy nosamborin’ ny zandary

Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny teratany vahiny iray nikasi-tanana ny sakaizany tetsy amin’ny kaominina Ambohidratrimo. Nokorontaniny ny mponina manodidina azy ireo. Nampihatra herisetra ta­min’ny sakaizany, notanana ataon’ny zandary fanadihadiana ny teratany vahiny iray teny Ambodifarihy, fokontany Atsimomparihy, ka­o­minina Ambohidratrimo. Nia­raka tamin’ny toeram-pisakafoana iray teny Ivato ilay vazaha sy ny sakaizany ny […]