“Efa samy mahalala isika… Misy paikady politika atao. Ny politika koa: jerena aloha ny ataon’ny mpifaninana amin’ny tena; avy eo, jerena ny paikady tokony hatao. Aza matahotra fa manana kandidà ny Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar) eto Antananarivo Renivohitra”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Ny Fireneko, Rabary […]
Other News
Ramamimampionona Gérard : “Tena diso na tsy araka ny tokony ho izy ny fanaovantsika politika”
Misy ny fanahiana korontana politika amin’izao? Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fiatrehana fifidianana amin’izao: “Tena diso na tsy araka ny tokony ho izy ny fanaovantsika politika”. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny tontolo politika amin’izao fa misy ny fanahiana korontana? Ramamimampionona Gérard (-): Tena […]
TARATRY ny KANTO
Hiaka-tsehatra any Berlin ry Erick Manana sy Jenny. Hilalao ao amin’ny « Kirche auf dem Tempelhofer Feld » izy ireo ny sabotsy ho avy izao. Hanaraka azy amin’izany i Passy eo amin’ny valiha, Miriam Lormes eo amin’ny alto ary i Hery Andrianasolo hilalao ny angorodao. Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-15 […]
Tsy ho afa-mandroso : miandry vahiny hatrany ny Malagasy
Tsy manam-bola matoa omen’ny vahiny famatsiam-bola. Tsy manam-bary matoa manafatra vary. Tsy manana manam-pahaizana matoa miondrika eo anatrehan’ny zava-boalazan’ny vahiny, sns. Saika tsy ananan’ny Malagasy sy i Madagasikara avokoa ny zava-drehetra matoa voasokajy ao anatin’ny firenena farahidiny eto ambany masoandro. Miaina ao anatin’ny fahantrana lalina. Na fomba fiteny tsy nipoitra […]
Nantenaina : hisehatra ao amin’ ny Cibus Toamasina
Na eo aza ny andraikitra goavana sahaniny, tsy nitsahatra tamin’ny mozika i Nantenaina. Nahala kosa ny fiakarana an-tsehatra, na dia eo aza ny hetahetan’ireo mpankafy. Ho famaliana azy ireny, hisy ny seho izay hotontosainy ao amin’ny Restaurant Cibus any Toamasina ny zoma izao, manomboka amin’ny 9 ora alina. Haka endrika […]






