Mankalaza ny faha-25 taona nijoroany ny klioba mpilalao ny taranja tolona, CSLA na « Club sportif lutte Ambohimanarina. Araka izany, hisy ny fifanintsanana izay ho karakarain’izy ireo, eny amin’ny Epp Anosivavaka, manomboka ny sabotsy 5 oktobra ho avy izao, tsiahivina fa natokana ho an’ireo sokajy zandriny U11 sy U13 izany. Efa […]
Other News
Fampivoarana ny fanatanjahantena : «Nihaona ny mpitarika federasiona sy ny minisitra
Nanatanteraka fihaonana tamin’ireo filohan’ny federasiona, afakomaly, teny amin’ny Palais des sports Mahamasina, ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah. Maro ireo filohan’ny federasiona tazana nanatrika ny fotoana. Anisan’izany ny mpitantana ny taranja bisikileta, ny fibatana fonjamby, ny tenisy ambony latabatra, ny badminton, ny Taekwondo, ny volley-ball, […]
tsy niatrika ny cosafa : «Nanomana ny Can ny federasiona »
Hotontosaina any Maputo Mozambique, ny 26 septambra hatramin’ny 5 oktobra, ny fifanintsanana baolina kitra ho an’ny firenena aty amin’ny faritra atsimon’i Afrika, «Cosafa Men’s”, sokajy U20, zazalahy. Tsy anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara, raha ny vaovao voaray afakomaly. «Sahirana tamin’ny fikarakarana ny Barea izay miatrika ny fifanintsanana hiadiana ny […]
Rugby – “WXV III” : hanainga ny 17 septambra ho avy izao ny Makis Ladies
Hanomboka ny 27 septambra ho avy izao ny fifanintsanana iraisam-pirenena amin’ny taranja Rugby, sokajy vehivavy, “WXV III”, izay hatao any Dubai. Anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara. Araka ny vaovao nampitan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Malagasy Rugby, omaly, fantatra fa hanainga eto an-tanindrazana, ho any Kenya, ny 17 septambra ho […]
TARATRY ny KANTO
Tafatafa miaraka amin’i Dama. Izay no hiseho etsy amin’ny Fondation H Analakely, ny sabotsy 21 septambra ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora hatramin’ny 4 ora sy sasany. Hiodidina ny lalana nodiavin’i Dama teo amin’ny mozika, izay mifototra amin’ny tadidy, izany. Misokatra ho an’ny rehetra, arakaraky ny toerana misy ny […]







