Other News

« Angaredona Mozika Festival » : handray tarika ampolony maro ny Naturia Palm

Hanabevoho ny kolontsaina malagasy, hamelona, ha­nome lanja ary hampiaina ny fahasamihafana ara-kolon­tsaina ihany koa. Tanjona efa napetraky ny “Angaredona Mozika Festival” ireo, nandritra izay 20 taona nisiany izay. Hamafisina ny fanatrarana ny tanjona amin’ity andiany faha-18 ity, raha ny nambaran’ireo mpikarakara nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny […]

“Festival du rire Jôkôsô” : hanokatra ny hetsika ny Magic Squad

Tanterahina anio, eny amin’ny Centre AES Amboditsiry, ny seho entina manokatra amin’ny fomba ofisialy ny “Festival du rire Jôkôsô” andiany fahefatra. Hiavaka kely ny amin’ity andiany ity satria ny Magic Squad no hanafana ny sehatra mandritra izany fampisehoana fanokafana izany. Efa fanaon’ny mpikarakara ny manampy ivontoerana mitaiza ankizy, mandritra ny […]

Tontolon’ny hira: nodimandry i Fanaiky (Solomiral)

Lavo ny andrarezin’ny zavakanto malagasy. Vitsy ny manan-talenta tahaka azy, eo amin’ny tontolon’ny hira… Tsy ho tazana eny an-tsehatra intsony izany. Nindaosin’ny fahafatesana, omaly, i Fanaiky ! Rasolomahatratra Ny Herivelona, na i Fanai­ky.Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-54 taonany ity andrarezin’ny zavakanto malagasy ity. Sady mpamoron-kira no mpandrindra, mpitendry gitara beso i […]

Ady amin’ny fakana an-keriny: mila helikoptera sy «drones»

Tonga ny fotoana tokony hampiasana ny helikoptera sy ny ”drones” nampanantenaina ny taona 2018. Mila izany ny toe-java-misy vokatry ny fakana an-keriny sy famonoana olona. Miara-mirona ny mpitandro filaminana avy amin’ny vondrona telo tonta : polisy, zandary, Tafika tao anatin’ny herinandro izao. Midina hatrany ambanivohitra ny polisim-pirenena izay natokana hiasa an-tanàn-dehibe […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy mbola nisy nanatitra antontan-taratasy firo­tsahan-kofidina ho ben’ny Tanàna eny anivon’ny Ovec, Antananarivo Renivohitra. Hatramin’izao, olona manon­tany sy maka torohevitra ny amin’ny fakana taratasy no betsaka. Ny fahazoana taratasy fanamarinana ny fiza­kana zom-pirenena sy ny “casier judiciaire” no tena mana­hirana ireo mpirotsa-kofidina. Mbola handray anjara amin’ny fifidianana ben’ ny Tananàn’Ivato, […]