Other News

Nivoraka ny tsinainy : lehilahy voatifitra teo amin’ny kibony

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana mahery vaika indray tao Belobaka, distrika Tsiroanomandidy, ny faran’ny herinandro teo. Mpianaka mitazona epi-bar no notafihin’ny jiolahy. Tsy nanaiky lembenana fa nanohitra ireo olon-dratsy ilay raim-pianakaviana ka notsatohin’ireo jiolahy antsy ny vatany sady notifirin’izy ireo. Feno dian’antsy ny lohany sy ny vatany, tapaka ny rantsan-tanany. Torana tsy […]

Kaominina Mantasoa: tratra ireo fito mianadahy nikasa hamaky fasana

Voasambotry ny zandarimaria ny olona miisa fito saika hamaky fasana tao amin’ny kaominina Mantasoa, ny 8 septambra teo. Vehivavy ny iray tamin’izy ireo. Lehilahy enina sy vehi­vavy iray nosamborin’ny mpitandro filaminana noho ny fikasan-dratsy hanao vaky fasana tao amin’ny fo­kontany Lohomby, kaominina Mantasoa, distrika Manjakan­driana, ny 8 septambra teo. Nihaodihaody […]