Other News

Parkour-Charles Perrière : mahaliana ny tanora ny fampianarany

Hiditra amin’ny andro faharoa, anio, ny fampiofanana mahakasika ny Parkour, izay tarihan’i Charles Perrière, kalaza maneran-tany eo amin’ity taranja ity. Namorona ity taranja ity ny tenany sady filohan’ny komisiona iraisam-pirenenan’ny Parkour. Liana amin’ny fampianarany ny mpanao Parkour malagasy ary maniry ny hisian’ny fampiofanana toy izao hatrany. Tetsy ankilany, nanome teknika […]

Can 2025: niaiky ny hamafin’ny lalao amin’ny Tunisie ny Me Roro

Anio no fotoana hifanandrinan’ny Aigle du Carthage Tunisie sy ny Barea de Madagascar eo amin’ny andro voalo­hany hiadian-toerana amin’ny “Can 2025”, taranja baolina kitra. Samy nilaza ny mpanazatra roa tonta fa sarotra ny fihaonana amin’ity. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety, ny mpanazatra roa tonta Rakotondrabe Romuald (Rôrô) ho an’ny […]

MFA Ampahibe : natolotr’ireo atleta ny amboara Asief 2024

Notanterahina omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Fo­loalindahy (MFA) ny fanoloran’ireo atleta tamin’ny minisitry ny Foloalindany, ny Jly Sa­hivelo Lala Monja Delphin, ny amboara Asief 2024. Nahazo ny amboara betsaka indrindra ny teo anivon’ny MFA nandritra ny fifaninanana ara-patanjahantena 2024, nokarakarain’ny Asief tao Antsirabe, ny 5 ka hatramin’ny 18 aogositra 2024 lasa […]

Fitrandrahana vatosoa : napetraka ny ivontoerana fanofanana

Nakambana ho rafitra iray ny Sampandraharaha misahana ny fanofanana mahakasika ny vatosoa sy ny Laboratoara manao fitiliana ny harena an-kibon’ny tany samihafa. Hisy rafitra iray koa hiandraikitra ny fifanakalozan-kevitra raha sendra misy ny olana. Hisahana ny fanadihadiana mahakasika ny vatosoa (gemmologie) ny Biraon’ny jeolojia, ny vatosoa ary ny laboratoaran’ny harena […]

Depiote Gascar Fenosoa : « Aoka hatsahatra ny sakantsakana amin’ny endriny samihafa »

Naneho hevitra avy hatrany ny depiote Gascar Feno­soa taorian’ny fanakanan’ny Emmo/Reg ny kandidà Rava­lomanana Marc sy ny Tim nikasa ho etsy amin’ny Magro Behoririka, omaly. Nanteriny fa efa ankatokin’ny fifidianana izao ka fomba fanao repoblikana any amin’ireo tany de­mokratika ny manao hetsika, mialoha ny fampielezan-kevitra. “Natao hifampizarana sy hifanentanana handeha […]