Nahatratra 235 tapitrisa Ar ny vola nahodin’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo mivady, ny taona 2016 hatramin’ny 2020. Nalaina mivantana na taratasim-bola fotsy no nakana izany avy tao amin’ny Easy park . Ampahany betsaka amin’ny vola teo anivon’ny Easy Park tokony ho nalefa tany amin’ny tahirim-bolam-panjakana no nalain’izy ireo ho amin’ny tombontsoany. Mpanolotsaina […]
Other News
TSELATRA
Nodarohan’ny olona ny reseverana taxi-be iray amin’ny zotra 172 mampitohy an’i 67 ha sy Fiadanamanga, omaly hariva. Nolazain’ilay resevera fa eny Namontana ny farany nefa ny ankamaroan’ireo olona mody any Andoharanofotsy. Nosintonin’ireo mpandeha nentin-katezerana izy ka tratran’ny totohondry ny vavany. Naratra mafy izy. Hita faty teo amin’ny seranan-tsambo ao Maintirano, […]
Tao anaty lanonam-pianakaviana: lehilahy iray maty voavelin’ny tavoahangy
Niafara tamin’ny vonoan’ olona ny lanonam-pianakaviana tao amin’ny fokontany Ambalanaomby I Vohilava, ny faran’ny herinandro teo. Nahazo fampitam-baovao avy amin’ny ben’ny Tanàna ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Vohilava momba ny fisian’ny ady nahafatesan’ olona tao amin’ity lanonam-pianakaviana iray ity. Nidina haingana tany an-toerana ny zandary niaraka tamin’ny dokotera avy […]
Taolagnaro : rendrika ny sambo MS Iharana
Nitrangana loza an-dranomasina tao Amparihy, Taolagnaro, omaly vao maraimbe. Teo anelanelan’ny misasakalina sy tamin’ny 1 ora maraina no naharendrika ny Sambo MS Iharana. Nanainga avy any Toamasina ity sambo ity miaraka amin’ireo ekipazy 12 tao anatiny. Tratran’ny olana ara-teknika tampoka anefa ilay sambo. Teo am-pidirana ny seranana hiantsonana no nitranga […]
Ady amin’ny fakana an-keriny: miantso ny vahoaka ny mpitandro filaminana
Mihetsika avy hatrany taorian’ny toromariky ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny mpitandro filaminana hamongotra ny fakana olona an-keriny. Efa nahitam-bokany izany nandritra ny faran’ny herinandro… Mitohy ny ady amin’ny fakana an-keriny! Nomarihin’ny Filoha Rajoelina fa matoky ny mpitandro filaminana izy amin’ny fanenjehana sy famongorana ireo jiolahy mpaka an-keriny izay mampihorohoro ny […]






