Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fanabeazana sy mikolo ny saina ny fiangaliana ny zavakanto. Tsy vitan’ny fananana talenta fotsiny anefa izany, ilaina ny mamantatra ny fenitra eo amin’ny fanaovana sary mba hahatongavana eo amin’ny sehatry ny matihanina. Tanterahina eny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, nanomboka omaly ary hitohy anio, ny […]
Other News
Otra mipetraka: hanatsarana ny fikorianan’ny ra ao anatin’ny vatan’ny olombelona
Mahaliana ny ankamaroan’ny Malagasy ny otra, mba hitsaboana ny aretina samihafa eo amin’ ny vatana. Manodidina ny adiny roa eo ny fotoana lany amin’ny fanaovana izany, amin’ny ankapobeny. Teknika vaovao manampy sy manatsara ny fikorianan’ny ra ny otra mipetraka. Tamin’ny fotoanan’ny valanaretina, tsy dia nandaitra tamin’ny vatan’ny olombelona ny otra […]
FANTINA sy FINTINA
Fanakiviana sy fanilihana ankolaka ireo kandidà ny fanasarotana ny dosie firotsahan-kofidina ben’ny Tanàna, araka ny nambaran’ny depiote, Gascar Fenosoa. Nanteriny fa misedra olana ny ankamaroan’izy ireo. “Sarotra sy be loatra ireo antontan-taratasy takina amin’ny firotsahan-kofidina ka ahina hiala an-daharana ny sasany”, hoy izy. Nanambara ny haha kandidà ben’ny Tanànan’i Toamasina […]
Depiote Rajerson Antoine – FAKANA AN-KERINY : tsy fisian’ny fanabeazana no mahatonga izany
“Misy zavatra be dia be tokony hojerena ny tontolo ambanivohitra. Tsy misy na fanabeazana, na lalam-barotra, na fihariana amin’ny fambolena sy fiompiana… “, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Arivonimamo tamin’ny anaran’ny tsy miankina Fivoi, Randriamampianina Rajerison Antoine, momba ny trangana fakana an-keriny tany Anjozorobe. Vokatr’izay, misy zaza tsy […]
Tsy efan’ny irery!
Mitohy ary hohamafisina ny ezaka fampandriana fahalemana sy ny ady amin’ny fakana an-keriny. Nilomay nidina ifotony ny “henjana” eto amin’ny tanàna. Nirarakompana ny fanambarana ho fanamafisana ny fandraisana andraikitra. Tsy ampy izany manoloana ny hodidina sy ny zava-misy any ambanivohitra any. Mila olona sy fitaovana ny mpampandry tany. Mila […]






