“Misy zavatra be dia be tokony hojerena ny tontolo ambanivohitra. Tsy misy na fanabeazana, na lalam-barotra, na fihariana amin’ny fambolena sy fiompiana… “, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Arivonimamo tamin’ny anaran’ny tsy miankina Fivoi, Randriamampianina Rajerison Antoine, momba ny trangana fakana an-keriny tany Anjozorobe. Vokatr’izay, misy zaza tsy […]
Other News
Tsy efan’ny irery!
Mitohy ary hohamafisina ny ezaka fampandriana fahalemana sy ny ady amin’ny fakana an-keriny. Nilomay nidina ifotony ny “henjana” eto amin’ny tanàna. Nirarakompana ny fanambarana ho fanamafisana ny fandraisana andraikitra. Tsy ampy izany manoloana ny hodidina sy ny zava-misy any ambanivohitra any. Mila olona sy fitaovana ny mpampandry tany. Mila […]
2016-2020 : navadiky ny ben’ny Tanàna ho tombontsoany ny Easy Park
Nahatratra 235 tapitrisa Ar ny vola nahodin’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo mivady, ny taona 2016 hatramin’ny 2020. Nalaina mivantana na taratasim-bola fotsy no nakana izany avy tao amin’ny Easy park . Ampahany betsaka amin’ny vola teo anivon’ny Easy Park tokony ho nalefa tany amin’ny tahirim-bolam-panjakana no nalain’izy ireo ho amin’ny tombontsoany. Mpanolotsaina […]
TSELATRA
Nodarohan’ny olona ny reseverana taxi-be iray amin’ny zotra 172 mampitohy an’i 67 ha sy Fiadanamanga, omaly hariva. Nolazain’ilay resevera fa eny Namontana ny farany nefa ny ankamaroan’ireo olona mody any Andoharanofotsy. Nosintonin’ireo mpandeha nentin-katezerana izy ka tratran’ny totohondry ny vavany. Naratra mafy izy. Hita faty teo amin’ny seranan-tsambo ao Maintirano, […]
Tao anaty lanonam-pianakaviana: lehilahy iray maty voavelin’ny tavoahangy
Niafara tamin’ny vonoan’ olona ny lanonam-pianakaviana tao amin’ny fokontany Ambalanaomby I Vohilava, ny faran’ny herinandro teo. Nahazo fampitam-baovao avy amin’ny ben’ny Tanàna ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Vohilava momba ny fisian’ny ady nahafatesan’ olona tao amin’ity lanonam-pianakaviana iray ity. Nidina haingana tany an-toerana ny zandary niaraka tamin’ny dokotera avy […]






