Other News

Taolagnaro : rendrika ny sambo MS Iharana

Nitrangana loza an-dranomasina tao Amparihy, Tao­lagnaro, omaly vao maraimbe. Teo anelanelan’ny misasakalina sy tamin’ny 1 ora maraina no naharendrika ny Sambo MS Iharana. Nanainga avy any Toamasina ity sambo ity miaraka amin’ireo ekipazy 12 tao anatiny. Tratran’ny olana ara-teknika tampoka anefa ilay sambo. Teo am-pidirana ny seranana hiantsonana no nitranga […]

Ady amin’ny fakana an-keriny: miantso ny vahoaka ny mpitandro filaminana

Mihetsika avy hatrany taorian’ny toromariky ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny mpitandro filaminana hamongotra ny fakana olona an-keriny. Efa nahitam-bokany izany nandritra ny faran’ny herinandro… Mitohy ny ady amin’ny fakana an-keriny! No­marihin’ny Filoha Rajo­elina fa matoky ny mpitandro filaminana izy amin’ny fanenjehana sy famongorana ireo jiolahy mpaka an-keriny izay mampihorohoro ny […]