Other News

Lalana any Toamasina : vita ny 25% ny asa amin’ny « voie rapide »

Hampihena ny fitohanan’ny kamiao any Toamasina ny arabe « voie rapide » hatao any Toamasina mivoaka any amin’ny lalam-pirenena faharoa (RN2). Vinavinaina ho vita amin’ny mey 2026 ny asa. Mirefy 9,6 km ny arabe «voie rapide» hamboarina, miainga ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ary mivoaka any amin’ny lalam-pirenena RN 2. Nitsidika […]

Rugby “XXL Top 12”: sarotra ho an’ny Tam ny mandresy ny TFA Anatihazo

Nitohy omaly, teny amin’ny kianja Makis Andohata­pe­naka, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, “XXL Top 12”, Federaly I. Manomboka miverina amin’ny heriny ny TFA Anatihazo, izay nandresy ny Tam Anosibe, tamin’ny isa 35 no ho 31. Fihaonana tena nandrasan’ny maro teny an-toerana ity. Raha hiverenana ny fifanandrinana teny […]

Judo-“Tournoi de Capricorne” : notolorana grady, 7e Dan, ny Maître Ashik Houssen

Nifarana omaly, ny andiany faha-28, “Tournoi de Capri­corne”, taranja Judo, notontosaina tany Toliara, sokajy Poussins hatramin’ny Seniors. Ankoatra ny fifaninanana, notolorana grady, 7e dan, ny Maître Ashik Houssen Mamodaly, izay namorona ity “Tournoi de Capricorne” ity. Araka ny fantatra, nanorina ny klioban’ny Judo Toliara ihany koa izy na ny HMS, […]

Volley-U20 : nahazo ny amboara ny MVBC sy ny Asi

Tontosa tany Antsirabe, nanomboka ny 25 aogositra lasa teo hatramin’ny omaly, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy U20, taranja Volley-ball. Voahosotra ho tompondaka, teo amin’ny sokajy vehivavy, ny ekipan’ny MVBC Boeny ary teo amin’ny sokajy lehilahy ny GNVB, nandritra ity fifaninanana natao tany Antsirabe ity. Teo amin’ny sokajy vehivavy, nifanandrina […]