Other News

Sombim-baovao

Voahosotra ho tompondaka, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, taranja basikety, ny BCTT Atsimo Andrefana sy ny JEA Vakinankaratra. Fifaninanana natao tany Farafangana, nanomboka ny 24 aogositra lasa teo ary nifarana, omaly. Mitohy hatrany ny fitsidiham-paritra ataon’ny Federasiona malagasin’ny Kung Fu. Ny tany amin’ny faritr’i […]

D2 Nasionaly : fantatra ny ekipa tafita tany Ambatondrazaka

Notontosaina omaly, tany Ambositra sy Ambatondraza­ka, ny andro faran’ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa nasionaly, “World Cola Ligue des Champions 2024”. Ny klioban’ny FC Theo Sava sy ny AS Fos Ana­lan­jirofo, no tafavoaka any amin’ ny “Poule des AS”, tao amin’ ny vondrona […]

TARATRY ny KANTO

Namoaka fanambarana tao anaty tambajotran-tserasera ny orinasa mpamokatra horonantsary, Ny Avoko Production, omaly, fa tsy nodimandry i Babiche, mpilalao horonantsary ao amin’izy ireo. Araka ny fanazavana nataon’izy ireo hatrany, manaraka fitsaboana any amin’ny hopitaly ity vehivavy ity. Nifarana omaly, tany Nosy Be, ny “ Nosy Be Symphonies” andiany faha-9. Teny […]

« Antanin’art enina » : anjaran’ny mpiangaly « Slam » indray izao

Tontosa omaly, teny amin’ny zaridainan’Antaninarenina, ny Slam Sauvage, tao anatin’ny “Antanin’art enina”. Hetsika ara-javakanto, tanterahina isaky ny alahady eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina. Ny Slam indray no nandravaka ny sehatra teny an-toerana, tamin’ny andron’ny omaly. Misokatra ho an’ny rehetra izy ity, natao hampiroboroboana ny zavakanto, indrindra ny literatiora am-bava, mahaliana ny tanora […]