Hapetraka any amin’ny valanjavaboaharin’i Berenty, faritra Androy, ireo sokatra tratra tany Kaomoro sy Thailandy. Afaka hikarakarana tsara azy ireo ity toerana ity, izay tantanin’ny fikambanana iraisam-pirenena Turtle Survival Alliance (TSA). Ho vatsian’ny banky koreana Eximbank vola, ny fanamboaran-dalana RN1bis, mampitohy an’i Tsiroanomandidy sy i Maintirano. Eo koa ny famahana ny […]
Other News
Angovo azo havaozina : ampitomboina ny toby avy amin’ny tohodrano
Mamatsy vola ny tetikasa amin’ny sehatry ny angovo azo havaozina eto Madagasikara ny banky koreana, Eximbank. Anisan’izany ny famatsiam-bola hananganana tohodrano mamokatra herinaratra any Antetezambato Ambatofinandrahana, manana tanjaka 60MW, hanampy ny 140 MW. Hanampiana ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (Ria) izany. Eo koa ny fanamboarana ny fotodrafitrasa, ny zotra mampita herinaratra vokarin’ity […]
Toliara I sy II: manameloka ireo mpanohitra tetikasam-pampandrosoana ireo olobe
Nanao fanambarana ny olobe any amin’ny distrika Toliara I sy II, omaly. Toherin’izy ireo ny mpanohitra ny tetikasa mitondra fampandrosoana ho an’i Toliara. Nisy andian’olona vitsy nanao fihetsiketsehana, tsy mankasitraka ny hisian’ny fivoarana any Toliara, fotoana vitsy lasa izay. Toherin’izy ireo ny tetikasa tokony hampandroso ny any an-toerana, na dia […]
Famonoana teratany frantsay tany Toamasina: miaramila zazavao iray sy ny vadiny voarohirohy tamin’ny raharaha
Roa herinandro taorian’ny nahafaty ilay teratany frantsay tany Toamasina, izay nisy namono tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray any an-toerana. Fantatra nandritra ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro filaminana fa atidoha nikotrika izany ny miaramila zazavao iray. Nody ventiny ny fikarohana sy ny fanadihadiana nataon’ny polisim-pirenena tany Toamasina, raha ny fanazavana nataon’ny talem-paritry […]
TARATRY ny KANTO
Misaona ny tontolon’ny hiragasy. Nodimandry i Felix Ranaivoarison, mpamoron-kiran’ny tarika Ramilison Besigara. Fantatra fa sady mpikabary no mpandihy ihany koa izy. Marihina fa efa tsy salama tao anatina fotoana naharitra izy, noho ny fahatapahana lalan-dra. Anisan’ny niavaka tamin’ny famoronan-kira i Fely, satria, miainga amin’ny zava-misy hatrany izy rehefa mamorona. Mahatafita […]






