Other News

Teknika Riz Plus : voafaritra ny paikady hanaovana ny asa

Nankatoavina nandritra ny atrikasa niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka ao anatin’ny tetikasa Riz Plus ny paikady hanatanterahina ireo asa atao any amin’ny faritra Alaotra Mangoro sy Sofia, ho an’ny taom-piasana 2024-2025. Hojerena ny fampiroboroboana ny fanajariana sy ny fitantanana ny sahandriaka iarahana amin’ny vondron’olona ifotony. Ao anatin’izany ny famolavolana ireo drafi-panajariana sy […]

TICAD 2024 : zava-dehibe ny fiaraha-miasan’ i Madagasikara sy i Japon

Mandray anjara amin’ny fampiroboroboana ny toekarena eto Madagasikara ny fiaraha-miasa amin’i Japon. Voaresaka nandritra ny “Ticad 2024”, natao tany Tokyo, ireo ezaka efa vita sy ny vina hapetraka. Tontosa ny 24-25 aogositra teo, tany Tokyo, Ja­pon, ny fivorian’ireo minisitra ao anatin’ny “Ticad”. Nandray anjara sy nitarika ny delegasiona malagasy tany […]

Faha-50 taonan’ny AKKA : hotohizana amin’ny “Coupe 50ème” ny fankalazana

Mankalaza ny faha-50 taonany amin’ity taona 2024 ity, ny klioban’ny Akka, taranja karate-do. Hisy ny fifaninanana hoenti-manamarika izany dia ny “Coupe 50ème”, ny 14 sy 15 septambra izao, eny amin’ny Kianja mitafon’An­ko­ron­drano. Kata sy Kumite ho an’olon-tokana no hikatrohana. Hisy koa ny fifaninanana isam-bondrona, handraisan’ny “style” 4 anjara, araka ny […]

Taekwondo : mpikatroka 33 mianadahy handalo fifantenana farany

Hotanterahina ny 5 hatramin’ny 25 septambra ho avy izao ny fampivondronanana farany amin’ny fifantenana ny ekipam-pirenena Malagasy, taranja taekwondo, sokajy zandriny Junior, lahy sy vavy. Miisa 33 mianadahy izy ireo, izay lehilahy ny 15 ary 18 ny vehivavy, no voatazona hiatrika izany, araka ny vaovao nampitain’ny Federasiona ma­lagasin’ny taranja taekwondo […]

DAKA AN-JORONY: Natao sanga ka nanakona

Miharihary hatrany ny fisian’ny ady mangatsiaka eo amin’ireo mpisehatra amin’ny taranja baolina kitra. Niteraka resabe indray mantsy ny fanambaran’ny mpanazatra ny Barea de Madagascar fa tsy izay olona mamono baolina any amin’ny diviziona fahefatra dia ho antsoina ao anaty ekipam-pirenena avokoa. Tsy niandry ela fa niloa-bava naneho ny alahelony sy […]