Other News

Sombim-baovao

Voahosotra ho tompondakan’i Madaga­sika­ra, sokajy Vétérans, taranja basikety, ny BC Blindé sy ny MMBC. Nandresy ny BCR tamin’ny isa 49 no ho 47 ny BC Blindé, raha toa ka isa 38 no ho 31 no nandavoan’ny MMBC ny ASVD Fitefa. Nanomboka omaly, any Antsirabe, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy […]

JJB – seminera : nizara ny traikefany ny Sensei Séraphin

Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Dojo Rama Antohomadinika, ny seminera niarahana tamin’ny Sensei Séraphin, taranja haiady Jiu-jitsu Breziliana. Feno tanteraka ny fandaharam-potoana ho azy ireo nandritra izany. Natomboka tamin’ny fizarana traikefa “GI”, narahan’ny seminera “No-Gi” sy ny “Open Mat” nandraisan’ireo mpizaika tamin’ny seminera anjara. Nofaranana tamin’ny fampiakarana grady […]

TARATRY ny KANTO

Fiantsana tononkalo tetsy amin’ny CGM. 15 tamin’ireo 20 mianadahy nandray anjara no tafakatra amin’ny dingana famaranana. Nahababo ny seho sy fiangalian’izy ireo ny tononkalo teny ambony sehatra ka antony nahatafakatra azy ireo. Fomba iray hampirisihina ny olon-drehetra ho tia sy hankafy ny tononkalo ny hetsika tahaka izao. Tanjona ny hanomezan-danja […]