Other News

FANTINA sy FINTINA

Nanoina ny antso avo nataon’ny minisitry ny Raharaham-bahiny teo aloha, Razanamahasoa Christine, ny vahoakan’i Fianarantsoa ka tonga marobe nanatrika ny fitsidihan’ny filoham-panjakana, Randrianirina Michaël, tany an-toerana, ny herinandro teo. «Nangirifiry ny tsindry nataon’ny fitondrana teo aloha koa tongava isika», hoy izy. Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny mpahay lalàna, […]

Fanodinkodinam-bola FSM : Olona enina nidoboka eny Tsiafahy

Olona folo sy orinasa enina no voarohirohy amin’ny raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana teo anivon’ny Fonds souverain malagasy (FSM), araka ny tatitry ny tendrom-pitsarana iadiana amin’ny kolikoly (Pac), Antanana­rivo, sy ny minisiteran’ny Fitsarana, ny faran’ny herinandro teo. Nampangaina ho nanao fanararaotam-pahefana izy ireo. Teo koa ny fanomezana tombondahiny manokana, fanodinkodinam-bolam-panjakana, famotsiam-bola sy fahazoana […]

Marina… malina

  Fitakiam-bahoaka teny an-dalambe no nahatongavana amin’izao fitondrana Fanavaozana izao. Voalohany sy lehibe ary maika tamin’izany ny amin’ny famatsian-jiro sy rano. Teo koa ny vidim-piainana, ny famoronana asa, ny fandriampahalemana… Mby aiza? Ekena, misy ny ezaky ny fitondram-panjakana. Tsy ho vita indray andro, tsy ho vita indray manezaka… Na izany […]

Kolonely Randrianirina Michaël : “Andao tsy hanaiky handevozin’ ny adilahy politika”

Koa andao hifanohana hiady amin’ny fahavalo iombonana isika dia ny fahantrana. Hametraka tanjona iraisana dia ny Fahaleovantena tena izy. Andao tsy hanaiky handevozin’ny adilahy politika.” hoy ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, tamin’ny vahoakan’i Fianarantsoa, ny faran’ny herinandro teo. “Ny tenako dia resy lahatra fa tonon-taona hanavaozana sy hananganana […]