Other News

« RUGBY AROI 2026 » : Tsy nisy nivoaka teto Madagasikara ny amboara

Norombahin’ny Makis avokoa ny amboara rehetra nandritra ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indiana,  « Aroi », sokajy U16, lehilahy sy ny U18, lahy sy vavy. Fahombiazana no azon’ny ekipam-pirenena malagasy Makis nandritra ny fifanintsanana Rugby aty amin’ny ranomasimbe Indiana «Aroi», ho an’olona fito. He­tsika izay natao tetsy Ando­hatapenaka, ny faran’ny herinandro teo. […]

VAOVAO TAMBATRA

Maherin’ny 1 tapitrisa ireo hisitraka mivantana ny tombontsoa avy amin’ny “Programme intégré d’assainissement d’Antananarivo 2” (PIAA 2). Tetikasa miompana amin’ny fanamboarana ny lakandrano hisorohana ny tondradrano amina faritra maro eto an-drenivohitra. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo ny dingana voalohany amin’ny tetikasa. Hanombohana azy ny eo Analakely, Antanimena ary […]

POESAM 2026: Tanora mpandraharaha asaina haneho hevitra

Natomboka tamin’ny fom­ba ofisialy eto Madagasikara ny andiany faha-16 amin’ny «Prix Orange de l’entrepreneur social en Afrique et au Moyen-Orient (Poesam)». Hetsika karakarain’ny Orange Madagascar hanohanana ny fanavaozana misy fiantraikany ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana. Misokatra hatramin’ny 10 mey 2026 ny fisoratana anarana ho an’ireo mpandraharaha sy mpikarakara tetikasa rehetra handray […]

Tetikasa Volobe: Manomboka amin’ity taona ity ny asa

Hanomboka amin’ity taona 2026 ity ny tapany faharoa amin’ny tetikasa tohodrano Volobe Amont any amin’ny faritra Atsinanana. Folo taona izay no niomanana. Hifantoka amin’ny fa­namboarana lalana sy fotodrafitrasa ny asa voalohany, raha ny namba­ran’ny tale jeneralin’ny Com­pagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV), i Rémy Huber. “Tanjon’ny fanjakana sy ny CGHV […]