Other News

Kylian Mbappé : lasan’ny Real Madrid tanteraka

Notanterahina, omaly, tao amin’ny kianja Santiago Berna­beu Espagne, ny lanonana fandraisan’ny Real Madrid an’i Kylian Mbappé, Frantsay mpilalao baolina kitra. Nahatratra 80 000 ny olona tonga nanatrika izany tao an-kianja. Niavaka tanteraka ny fandraisan’ity klioba espaniola ity an’i Mbappé. Anisan’izany ny fampisehoana horonantsary fohy izay mira­kitra ny tantaran’ity kalaza frantsay […]

Handball – CCCOI 2024 : tompondaka ny THBC sokajy sénior, vehivavy

Voahosotra ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, ho an’ny ekipa tompon’ny amboara ta­ranja handball sokajy “sénior” vehivavy ny THBC Anala­manga. Ny CH Combani avy atsy Mayotte no nandrombaka ny amboara, teo amin’ny so­kajy lehilahy.   Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’ ny ranomasimbe Indianina, […]

TARATRY ny KANTO

Nodimandry i Glita Raze, na i Germain. Mpitendry gitara nanaraka tarika maro izy. Anisan’ireny ny tarika Radama Antoine sy ny tarika Firmin. Teo amin’ny tontolon’ ny fampandihizana no tena nahafantarana an-dRaze, ary izy no anisan’ireo mpitendry naharitra indrindra tao amin’ ny Nambints’Orchestra. “Iray volan’ny sary hosodoko”. Nitohy teny amin’ ny […]

CGM Analakely : holalaovina an-tsehatra « Ilay raiko izay tsy nananako »

Anisan’ny singa manabe sy mitaiza ary ahafahana maneho hevitra ny zavakanto. Izany indrindra no hoentina ao anatin’ny teatra “Ilay raiko izay tsy nananako”, mandritra ny hetsiky ny Iza. Hiaka-tsehatra eny amin’ ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Ana­lakely, ny tolakandron’ny 20 jolay 2024, ny mpikambana eo anivon’ny fikambanana Ilay Zanaka Adala (Iza). […]